.

.

29 Janvier 2012 - Anosizato



Beaucoup de malades sont venus devant l’autel pour recevoir l’imposition des mains. Après l’imposition des mains, beaucoup ont reçu la guérison:
Une femme qui avait une kyste sur son sein pendant des années. Elle a reçu la guérison, la kyste a disparu. Une autre qui avait aussi une kyste et elle a reçu la guérison.

Un petit garçon qui avait une blessure. Cette blessure l’empêchait de marcher comme il faut. Après l’imposition des mains, il a commencé à marcher correc- tement.
Une personne avait un problème de vue (surtout pour voir loin). Elle a récupéré la vue après l’imposition des mains.
Une petite fille avait un gonflement dans son poumon. Après avoir reçu l’imposition des mains, le gonflement a disparu.

Il y avait également une femme qui avait un problème mental et n’arrivait pas à bien parler. Après l’imposition des mains, elle a commencé à dire quelques mots.
A la fin de la prière, le Pasteur a invité le peuple à venir le dimanche prochain, le dimanche de la Transfiguration.





Faha 29 Janoary 2012 – Anosizato

Maro ireo marary no nanantona ny alitara mba handray fametrahan-tanana. Tao aorian’ny fametrahan-tanana dia betsaka ireo nahazo fanasitranana arak’izany :
Vehivavy iray izay nisy fivontosana teo amin’ny nonony nandritra ny taona maro. Nandray ny fanasitranana izy, nanjavona ilay fivontosana.

Nisy vehivavy iray hafa nanana fivontosana ihany koa, ka nandray fanasitranana.

Tovolahy kely iray izay nisy ratra teo amin’ny tongony ary io ratra io dia tsy namela azy handeha tsara. Taorian’ny fametrahan-tanana dia nanomboka namindra tsara izy.
Olona iray nanana olana teo amin’ny masony (tsy nahita lavitra). Nanjary nahita tsara izy taorian’ny fametrahan-tanana.
Tovovavy kely anankiray indray izay nisy fivontosana tao amin’ny tratrany. Nanjavona tanteraka ilay fivontosana, tao aorian’ny fandraisany ny fametrahan-tanana.

Nisy ihany koa vehivavy anankiray nanana olana ara-tsaina, ka tsy nahay niteny tsara. Taorian’ny fametrahan-tanana izy dia nahay niteny fehezan-teny vitsivitsy.
Teo am-pamaranana ny fotoam-bavaka ny pasitera dia nanasa ireo vahoaka ho tonga ny Alahady ho avy izao, Alahadin’ny Fiovan-tarehy.


Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!