Ce dimanche 29 Janvier 2012, le peuple est venu nombreux au Cénacle de Fianarantsoa. Beaucoup de malades étaient venus devant l’autel pour recevoir l’imposition des mains.
Dieu a manifesté son pouvoir car, après l’imposition des mains, beaucoup ont reçu la guérison:
Une dame qui était aveugle; elle a récupéré la vue.
Un homme qui était paralytique; il a marché après l’imposition des mains.
En terminant la prière, le Pasteur a invité le peuple le dimanche prochain, le dimanche de la Transfiguration.
Faha 29 Janoary 2012 - Fianarantsoa
Ny alahady faha-29 Janoary 2012, dia tonga maro ny vahoaka tao amin’ny Senakla ao Fianarantsoa. Betsaka ireo marary nanatona ny alitara mba handray ny fametrahan-tanana.
Nampiseho ny heriny Andriamanitra satria, taorian’ny fametrahan-tanana dia maro no nahazo fanasitranana :
Renim-pianakaviana iray jamba ; sitrana izy ka nahita tsara.
Raim-pianakaviana nalemy; afaka nandeha tsara izy taorian’ny fametrahan-tanana.
Raha namarana ny fotoam-bavaka ny Pasitera dia nanasa ireo vahoaka ho tonga ny Alahady ho avy izao, Alahadin’ny Fiovana-tarehy.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire