Ho an’ny Mpanompony
Adalana kely, fisalasalana lehibe – toy izay ny fiasan’ny devoly.
Mampiasa ireo zavatra kely madinika ary manova izany ho fahotana tsy hay avela izy, ka tsy mitsahatry ny manadala ny lohan’ny olona kendreny izy, indrindra moa rehefa mitady an’Andriamanitra izy…
Tsy mendrika ny Fanahy Masina ianao… nanota ianao… nanao hadisoana ianao… tsy nahomby ianao… tezitra ianao… “se masturber” ianao… niraviravy tanana ianao… nianjera tao anaty fakam-panahy ianao… notapahinao ny fifadian-kaninao… tsy marina ianao… Mila Azy ianao nefa mieritreritra ny olon-tianao ianao… nandainga ianao… nijangajanga ianao… manana fisain-dratsy ianao… tena maro tokoa ireo zavatra ratsy nataonao nefa izao, te-hihetsika miaraka amin’ny fahamasinana rehetra ianao… toy izao ianao… toy izao ianao… ianao… ianao…

Ilay manao batisa amin’ny Fanahy Masina dia milaza hoe:
Efa naloako ny vidin’ny fahafahana ho anao. Raha mino Ahy ianao, ny olanao izao dia olako.
Eo anoloan’ny Raiko, madio, voasasa sy voadio tamin’ny Rako ianao.
Mino izany ve ianao? Aza miaino an’iza n’iza intsony, indrindra fa ny devoly! Izaho irery no manome ny Fanahy Masina. Noho izany, henoy fotsiny ny Feoko ary minoa.
Fa olom-boavidy hianareo; ka dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo.
1Korintiana 6:20.
Fa olom-boavidy hianareo, ka aza mety ho andevon'olona…
1Korintiana 7:23
na koa andevon’ny devoly!
********************
Du Seigneur Jésus
Aux Serviteurs
Petites bêtises, grands doutes – c’est ainsi que le diable travaille.
Il utilise de petites choses et les transforme en péchés impardonnables, et il ne cesse de marteler cela dans la tête de sa victime, surtout quand elle cherche Dieu…
Tu ne mérites pas l’Esprit Saint… tu as péché… tu as fait une erreur… tu as échoué… tu t’es mis en colère… tu t’es masturbé… tu as abandonné… tu es tombé en tentation… tu as brisé ton jeûne… tu es faux… Tu Le veux mais tu ne penses qu’à ton petit ami… tu as menti… tu as commis un adultère… tu as de mauvaises pensées… tu as fait tellement de mauvaises choses, et maintenant, tu veux agir avec toute la sainteté… tu es ceci… tu es cela… toi… toi…
D’autre part, Celui qui baptise avec le Saint-Esprit dit.
J’ai déjà payé le prix de votre liberté. Si vous croyez en Moi, votre problème est maintenant le Mien.
Devant mon Père, vous êtes pur, lavé, purifié par Mon sang.
Croyez-vous en cela ? Alors n’écoutez personne d’autre, spécialement le diable! Je suis le Seul qui donne le Saint-Esprit. Donc, il suffit d’écouter Ma voix et de croire.
Car vous avez été rachetés à un grand prix. Glorifiez donc Dieu dans votre corps.
1Corinthiens 6:20.
Vous avez été rachetés à un grand prix; ne devenez pas esclaves des hommes…
1Corinthiens 7:23.
ou du diable!
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire