Eritrereto ny fianakaviana voatahy indrindra… maniry ny Fanahy izay hananany ve ianao?
Amin’izao alahady izao, manerana ny Senaklan’ny Fanahy Masina rehetra, isaky ny fivoriam-bavaka dia hirotsaka ny Fanahin’ny fiadanana.
Amin’izao alahady izao, manerana ny Senaklan’ny Fanahy Masina rehetra, isaky ny fivoriam-bavaka dia hirotsaka ny Fanahin’ny fiadanana.
Izany teny fampanatenana izay andrasantsika ho tanteraka izay dia: “Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo” Jesosy Kristy. (Jean 14:27) Amin’izao alahady izo, ento ny fianakavianao rehetra mba handray ny Fanahin’ny Fiadanana.
Ny fianakaviana miaraka mivavaka, dia mijanona miaraka.
********************
Imaginez la famille la plus bénie qui soit… voudriez-vous recevoir exactement le même Esprit qu’ils ont ?
Ce dimanche, dans tous les Cénacles du Saint-Esprit, dans chaque réunion, l’Esprit de paix sera répandu.
Cette promesse que nous attendons d’être accomplie est: "Je vous laisse la paix, je vous donne ma paix." Jésus Christ. (Jean 14:27)
Ce dimanche, amenez toute votre famille pour recevoir l’Esprit de la Paix.
La famille qui prie ensemble, reste ensemble.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire