Tsy mendrika ho ahy
Ny fahatongavan-tsaina madio–ny finoana dia tsy mamela mihitsy, na inona na inona misy, ny famonjena mandrakizay ho an’ny fanahy hidiran-doza.
Ny firehetan’ny fihetseham-po, izany hoe, ny antson’ny fo mikasika ireo olo-malala, toy ny zanaka, reny, ray, vady na lahy na vavy, olon-tiana, ny laza, ny fananan’ny lova, eny na dia ireo izay mifandray amin’ny ainao manokana aza, dia tsy afaka manelingelina ny fifandraisantsika tonga lafatra amin’i Jesosy Kristy Tompo.
“Izay tia ray na reny mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika ho Ahy, Ary izay tia ny zanani-lahy na ny zanani-vavy mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika ho Ahy. Ary izay tsy mitondrany hazo fijaliany ka tsy manaraka Ahy dia tsy mendrika ho Ahy.” (Matio 10.37,38)
Ny sorona rehetra, na inona na inona halehibehiny, dia tsy misy dikany rehefa resaka famonjena mandrakizay ny fanahy.
Izy dia tsy nijery ny Toerany Masina raha nandray ny Ozona teo amin’ny Hazo Fijaliana mba hamonjena ireo izay mino.
Izany hoe, nampiasainy ny HERINY, NY VONINAHINY SY NY DERANY REHETRA mba hamonjena antsika. Tamin’izay dia tsy nandrefy ny sorona Izy.
Ahoana moa no fomba henekeny hoe eo am-pilalaovana na eo am-pametrahana ny famonjena ny fanahy ao anatin’ny loza isika?
Amin’izao fotoana izao, ny Fanahy Masina dia mampahafantatra anao izany, rehefa mamaky ity andian-teny ity ianao:
“Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy.” (Apokalipsy 20.15)

********************
N'est pas digne de Moi...
La conscience pure de la foi ne permet que rien, absolument rien ne mette en péril le salut éternel de l'âme.
Les passions émotionnelles, en d’autres termes, les appels du cœur liés aux êtres chers, tels que les enfants, la mère, le père, l’époux, l’épouse, la fiancée, la réputation, les biens du patrimoine, enfin, même liés à la propre leur vie, ne peuvent pas interférer dans notre parfaite communion avec le Seigneur Jésus-Christ.
“ Celui qui aime son père ou sa mère plus que Moi n'est pas digne de Moi, et celui qui aime son fils ou sa fille plus que Moi n'est pas digne de Moi; celui qui ne prend pas sa croix, et ne me suit pas, n'est pas digne de Moi.”
(Mathieu 10.37-38)
Tout sacrifice, quelle qu’en soit sa dimension, est insignifiant lorsqu’il est question du salut éternel de l'âme.
Il n'a même pas considéré Sa propre position Divine pour assumer la condition de Malédiction sur la Croix afin de sauver ceux qui croient.
En d’autres termes, Il a placé TOUTE SA FORCE, SON HONNEUR ET SA GLOIRE pour nous sauver. A cet effet, Il n’a pas mesuré le sacrifice.
Comment va-t Il accepter que nous soyons en train de jouer ou de mettre en péril le salut de l'âme?
A cet instant, le Saint-Esprit vous fait comprendre cela, en lisant le texte suivant:
“Quiconque ne fut pas trouvé écrit dans le livre de vie fut jeté dans l'étang de feu.”
(Apocalypse 20:15)
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire