"Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy
ny tany. Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary aizina no tambonin'ny
lalina. Ary ny fanahin' Andriamanitra nanomba tambonin'ny rano." (Genesisisy
1;1-2)
Maro ny olona manana fiainana
tsy misy endrika sady faona. Ny fikorotanan-tsaina dia afaka manamafy izany. Ny
Fanahin’ Andriamanitra dia manomba eny ambonin’ny olombelona rehetra eo
am-piandrasana fanasana hitoetra ao anatiny.
Asao dieny izao Izy! … Ary raiso
Izy izao amin’ny Anaran’i Jesosy Kristy!
********************
"Au commencement, Dieu créa les cieux et la terre.
La terre était informe et vide: il y avait des ténèbres à la
surface de l’abîme, et l’esprit de Dieu se mouvait au-dessus des eaux."
Genèse 1.1,2
Beaucoup de personnes ont une vie sans forme et vide. La dépression
peut l’affirmer. L’Esprit de Dieu plane sur tous les êtres humains en
attente d’être inviter pour habiter en eux.
Invitez-Le dès à présent!… Et recevez-Le maintenant au Nom de Jésus Christ.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire