Ny fahagagan’ny
fiainana vaovao dia manaraka drafitra mitovy amin’ny nahaterahan’I Jesosy,
Zanak’Andriamananitra, Maria dia voarakotry ny Fanahin’ny Avo Indrindra, ka toy
izay no nitondrany am-bohoka an’i Jesosy.
Làlana mitovy
no mitranga amin’ireo rehetra izay nateraky ny Fanahy, ny zanak’ Andriamanitra.
Telopolo taona
taty aoriana, Jesosy dia nam- pianatra mpitarika ara- pivavahana iray ny fomba
tokony ahatongavana ho zanak’ Andriamanitra ma- rina: “… raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo
miditra amin'ny fanjakan' Andriamanitra izy.”
(Jaona 3:5)
Ny fahaterahana
dia midika fanakalozana ny eritreritra amin’ny maha-olombelona amin’ilay avy
amin’ Andriamanitra. Ny Rano avy amin’Andriamanitra dia manasa amin’ny eritreritra
tsy misy dikany, tsy misy ilavana azy sy foana, ary ny eritreritra avy amin’Andriamanitra
ihany no haka ny toerany.
Ny
fahaterahan’ny Fanahy dia mitranga toy ny nolazain’ilay anjely tamin’i Maria: “Ny Fanahy Masina ho tonga ao aminao, ary
hisy herin'ny Avo indrindra hanaloka anao…” (Lioka 1.35)
Izany no tokony
mitranga amin’ireo rehetra mino amim-panetren-tena ny Tenin’ Andriamanitra.
Noho izany
antony izany, « ilay masina » dia tokony hateraka, dia ho antsoina
ihany koa hoe Zanak’Andriamanitra.
Mba hamenoana
izany, ny Fanahy Masina tamin’ny alalan’i Paoly dia nanambara fa: “… Fa raha misy kosa tsy manana ny
Fanahin'i Kristy, dia tsy Azy izy.”
(Romana 8:9)
Ny fanontaniana
dia ny maranaka : ny mpamaky, efa nandray ny Fanahin’i Kristy ve ianao?
*********************
Le
miracle d’une nouvelle vie suit le même modèle de la naissance de Jésus, le
Fils de Dieu; Marie était couverte par l'Esprit du Très-Haut, et Jésus fut
ainsi conçu.
Le
même processus se produit pour tous ceux qui sont nés de l'Esprit, les enfants
de Dieu.
Trente
ans plus tard, Jésus a enseigné à un maître religieux comment devenir un véritable
enfant de Dieu: “... si un homme ne naît d'eau et d'Esprit, il ne peut entrer dans le
royaume de Dieu.” (Jean
3:5)
La
naissance d'eau implique l'échange des pensées humaines par celles de Dieu.
L'eau Divine lave les pensées futiles, inutiles et vaines, et seules les pensées
divines vont occuper leurs places.
La
naissance de l'Esprit se produit alors comme répondit l'ange à la vierge Marie:
“Le
Saint-Esprit viendra sur toi, et la puissance du Très-Haut te couvrira de son ombre....”
(Luc 1.35)
C'est
ce qui doit arriver à tous ceux qui croient humblement dans la Parole de Dieu.
Pour
cette raison, l’«être saint», qui doit naître, sera aussi appelé Fils de Dieu.
Pour
compléter cela, le Saint-Esprit à travers Paul, affirme:
“…Si
quelqu'un n'a pas l'Esprit de Christ, il ne lui appartient pas.”
(Romains 8:9)
La
question est la suivante: Internaute, avez-vous déjà reçu l'Esprit du Christ?
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire