.

.

Par: tsimagneky - FORUM - RE:Temoignages FVKFM


Mbola izaho ihany, aleo indray eritreretina tsara: "...fa ny Fanahy Masina ho tonga aminao, ary ny Herin'I Avo indrindra handrakotra anao, ary hiteraka Zanak' Andrimanitra ianao...".


Aleo ho aho eritreretina tsara, manao ahoana tokoa moa raha tonga amin'ny tsirairay amintsika ny Fanahy Masina ary ny "Hery ny Avo indrindra no mandrakotra antsika".
Manao ahoana ny fiheverantsika izany hoe Hery ny Avo Indrindra izany? Mba somary akipio anie ny masontsika, aleo ho hadinoina i rakoto, sy rabe, i ketaka sy piso, i dsk, ny japon, sy ny sadc, sns... ka mba eritrereto, zany hery izany, raha vao mieritreitra zany aho dia mibitakafaliana ny ato anatiko, ka hoy aho adala (sans raison) aho raha tsy mitady izany, raha tsy mangetaheta izany. tongava hanandrana izany, efa andro faha-11 anio.
Ho hitanao, sy hiseho aminao tokoa Izy.
********************
Par: Tsimagneky:
C’est mieux de bien y repenser encore: "Le Saint-Esprit viendra sur toi, et la puissance du Très-Haut te couvrira de son ombre. C’est pourquoi le saint enfant qui naitra de toi sera appelé Fils de Dieu."
Je disais c’est mieux de bien y repenser. Imaginez, comment serait-ce si le Saint Esprit venait sur chacun de nous et  si "La puissance du Très-Haut nous couvrait de son ombre?"
Comment imaginons-nous cette puissance du Très-Haut. Fermons un peu nos yeux, et c’est mieux d’oublier Rakoto, Rabe, Ketaka et Piso, DSK, le Japon, le Sadc… (c'est-à-dire oublions un peu ceux qui nous entourent, les événements qui se passent et concentrons-nous sur cet Esprit).
Pensez a cette puissance. Quand j’y pense je saute de joie en moi, et je me dis que je serai fou (sans raison) de ne pas Le chercher,  de ne pas avoir soif de Lui. Venez gouter cela, nous sommes déjà au 11ème jours.
Vous verrez, IL se manifestera vraiment en vous.

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!