.

.

Sabatra ho ani jehovah sy ho ahy


Edwige no anarako. Manana zanakavavy aho izay mipetraka irery any an-dafy. Nisy fiofanana hiasa izay nirian’izy io hatao fatratra tany fa tsy nety hazony mihitsy. Efa nataony ny rehetra ary efa nivezivezy tany Bordeaux, Marseille, La Réunion,… izy fa tsy nety voaray. Very hevitra aho rehefa nahare ny toe-javatra niainany. Nisy moa ny Ezak’i Gideona tato amin’ny Senakla ka nikomy tanteraka aho hoan’ny toe-javatra niainan’io zanako io. Noho izany dia niasa nanjaitra aho ary nivarotra ny asa-tanako na andro na alina, ary ny vola rehetra azoko tamin’izany dia nofaritako hoapetraka eo amin’ny alitara ny andron’ny Ezaka. Voninahitra hoan’Andriamanitra fa mbola tsy tonga akory izay andro izay dia efa voaray any Strasbourg izy ary manaraka ny fiofanana hoan’ilay asa izay no nonofinofisiny hatrin’ny ela . Tena hitan’Andriamanitra tokoa ny fikomiako ka novaliany aho.
******************

Je m’appelle Edwige. J’ai une fille qui vit à l’étranger. Il y  avait une formation qu’elle désirait fortement effectuer mais elle ne parvenait pas à le faire. Elle a tout fait et elle est même partie à Bordeaux, Marseille, La Réunion,… mais elle n’a pas été reçue. Je me sentais découragée quand j’ai entendu cela. Il y avait la Campagne de Gédéon ici au Cénacle et je me suis totalement révoltée face à la situation que ma fille vivait. De ce fait, j’ai travaillé à la couture et j’ai vendu l’œuvre de mes mains que ce soit jour et nuit, et tout l’argent que je recevais, j’ai déterminé le déposer sur l’autel le jour de la campagne. Que la gloire soit à Dieu mais le jour n’était pas encore arrivé et elle a été reçue à Strasbourg pour poursuivre la formation pour le travail dont elle rêvait depuis longtemps. Dieu a vraiment ma révolte et Il m’a exaucée.

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!