.

.

Du 1er AOUT au 21 AOUT


Il ne suffit pas!
Il ne suffit pas d’être religieux,
Il ne suffit pas d’être un membre actif dans l’église,
Il ne suffit pas d’avoir le titre d’assistant, de pasteur, d’évêque ou autre,

Il ne suffit pas d’être quelqu’un fidèle à la dîme ou de donner des offrandes,
Il ne suffit pas de faire ce que l’on attend de vous
Il ne suffit pas de louer Dieu
Il ne suffit pas de connaître la Bible
Il ne suffit pas d’avoir un bon mariage
Il ne suffit pas d’avoir une bonne éducation, un diplôme universitaire, de réussir dans la vie, d’être riche ou d’avoir le monde à ses pieds…

Rien n’est assez si vous n’êtes pas né de l’Esprit de Dieu

Seul Lui a le pouvoir de créer une nature spirituelle en nous, ce qui est, une nature Divine.
Satan est esprit
Comment pouvons-nous le vaincre si nous ne sommes pas esprit?
Comment pouvons-nous combattre les esprits du mal si nous ne sommes pas des esprits saints?
Comment pouvons-nous vaincre les esprits des ténèbres si nous ne sommes pas des esprits de lumière?
Seuls ceux qui sont nés de Dieu triomphent du monde et de l’enfer lui-même.

A cause de cela, pour les 21 premiers jours d’Août nous allons faire un nettoyage profond. Nous allons jeûner de tout type de média de ce monde et de divertissement.
TV, internet, journaux, magazines, radio… tout ce qui n’est pas de Dieu

Nous nous abstiendrons de toute forme de media et de divertissement… de tous les déchets de ce monde.
Si notre travail inclut les medias et les divertissements, nous sommes exempts de ce jeûne pendant les heures de travail.
Pour ajouter au jeûne, tous les participants doivent prier 3 fois par jour: le matin, à midi et le soir. Pour ceux qui veulent nous rejoindre en prière, nous prierons à 6h du matin, à midi et à 18h.
Durant le jeûne, le Saint-Esprit sera répandu sur tout participant sincère.

 ********************

Tsy ampy fotsiny !

Tsy ampy fotsiny ny hoe mpivavaka 
Tsy ampy fotsiny ny hoe mpikambana mavitrika ao am-piangonana
Tsy ampy fotsiny ny hoe manana ny toerana maha- assistant, pasteur, évêque na zavatra hafa
Tsy mapy fotsiny ny hoe mpanome fahafolon-karena sy mahatoky amin’ny fanatitra
Tsy ampy fotsiny ny hoe manao izay andrasana aminao
Tsy ampy fotsiny ny midera an’Andriamanitra
Tsy ampy fotsiny ny hoe mahafantatra ny Baiboly
Tsy ampy fotsiny ny hoe manana fanambadiana tsara
Tsy ampy fotsiny ny hoe manana fianarana tsara, diplaoma ambony, mahomby amin’ny fiainana, manan-kanrea na manana an’izao tontolo izao eny an-tongony…


Tsy ampy ny rehetra raha toa ka tsy nateraky ny Fanahin’Andriamanitra ianao

Izy irery ihany no manana fahefana hametraka toetra ara-panahy ao anatintsika, izay, toetra avy amin’Andriamanitra.
Satana dia fanahy
Ahoana no fomba handresena azy raha tsy Fanahy isika?
Ahoana no fomba hiadivana amin’ny fanahy ratsy raha tsy fanahy masina isika ?
Ahoana no fomba handresena ny fanahin’ny aizina raha tsy fanahin’ny hazavana isika ?
Ireo izay naterak’Andriamanitra ihany no mandresy izao tontolo izao sy ny afobe.


Noho izany, ho an’ireo 21 andro voalohany amin’ny volana Aogositra, dia hanao fanadiovana lalina isika. Hifady ny endrika serasera rehetra eto amin’izao tontolo izao sy ny fialam-boly isika. TV, internet, gazety, magazines, radio… sy izay rehetra tsy avy amin’Andriamanitra.



Hifady ny endrika serasera rehetra misy sy ny fialam-boly isika… ny loto rehetra amin’izao tontolo izao.

Raha toa ka misy idiran’ny serasera sy ny fialam-boly ny asantsika, dia tsy manao ilay fifadian-kanina isika mandritran’ny oran’ny asa.

Mba hanampiana an’io fifadian-kanina io, ireo mpandray anjara rehetra dia tokony mivavaka in-telo isan’andro: ny maraina, ny tolak’andro sy ny hariva. Ho an’ireo izay te-hiaraka aminay am-bavaka, hivavaka isika amin’ny 6 ora maraina, amin’ny 12 ora atoandro sy amin’ny 6 ora hariva.

Mandritran’ny fifadian-kanina, ny Fanahy Masina dia hirotsaka amin’ny mpandray anjara am-pahatsoram-po rehetra. 

 

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!