.

.

9 700


Quand quelqu'un raconte l'histoire de Gédéon, l'accent est mis généralement sur ses 300 guerriers. Et avec raison. Ils sont ceux qui ont fait la différence. Si ce n'était pas eux, la nation tout entière aurait continué à être une proie facile pour les Madianites.


Mais nous le savions déjà. Les projecteurs sont toujours sur les héros. Mais dans l'ombre, juste là entre la lumière sur les 300 guerriers et les ténèbres des 22.000 qui étaient timides et avaient peur, on trouve les 9.700. Qui étaient-ils, de toute façon? Lâches? Guerriers? C'est là le problème. Même eux ne savaient pas qui ils étaient. Lorsque Gédéon dit à ceux qui se présentaient pour la bataille que quiconque était timide et effrayé devait rentrer chez lui, 22.000 lâches ont admis leur peur et sont partis pour leurs «confortables» grottes. Autant que je cherche, je ne trouve pas d’adjectif qui pourrait décrire ce groupe. Ces personnes n’attendent rien de la vie. Alors, quand ils ne reçoivent rien, ils ne sont pas surpris. Mais je ne vais pas me concentrer sur eux aujourd'hui. Les 9700 ont été la déception réelle dans l'histoire. Ils pensaient qu'ils étaient courageux. Ils pensaient qu'ils étaient prêts pour la bataille. Mais quand ils ont été testés, ils ont découvert quelque chose sur eux-mêmes: ils étaient aussi lâches que les autres qui ont quitté avant eux. La pire position dans laquelle vous pouvez vous retrouver c’est d’être assis sur la clôture. De quel côté êtes-vous? Etes-vous chaud, froid ou tiède? Est-ce votre décision, oui, non ou peut-être? Croyez-vous en Dieu, ne croyez-vous pas en Lui, ou tout simplement vous ne savez pas?

Décidez qui vous êtes. Sachez où vous vous situez.

Parmi les trois groupes dans l'histoire de Gédéon, les 9.700 étaient les plus misérables. Doute, hésitation, et demi-teinte d’engagement sont les plus grandes raisons derrière la misère et l’échec des gens.

******************

Rehefa misy olona mitantara ny tantaran’i Gideona, ny tena lazaina im-betsaka amin’izany dia ireo 300 mahery fo. Ary rariny izany. Izy ireo no nanao ny fahasamihafana. Raha tsy izy ireo dia mbola nitohy ho vahoaka mora potehina ny firenena rehetra.

Fa izany, efa diso fantantsika loatra. Ny jiro dia mirehitra amin’ireo olo-mahery foana. Nefa tao anatin’ny aloka, teo anelanelan’ny hazavan’ny mpiady 300 sy ny aizin’ireo 22.000 izay sarokenatra sy natahotra, dia misy ireo 9.700. Iza moa izy ireo? Kanosa? Mpiady? Eo ny olana. Na izy ireo aza tsy nahafantatra hoe iza izy ireo. Rehefa niteny tamin’ireo nanolo-tena ho an’ny ady fa na iza na iza sarokenatra sy matahotra dia tokony hody any aminy, kanosa 22.000 no niaiky ny tahony ka nandeha nody tao anatin’ireo zohiny « mahafinaritra ». Na dia mitady aza aho tsy mahita teny hamaritana iny vondrona iray iny. Ireny olona ireny dia tsy miandry na inona na innoa amin’ny fiainana. Ka rehefa tsy mahazo na inona na inona izy, dia tsy dia taitra loatra. Fa tsy hijery azy ireny aho androany. Ireo 9.700 no tena nandiso fanatenana tanteraka ao anatin’ny tantara. Nieritreritra izy ireo fa vonona ho an’ny ady. Nefa rehefa nosedraina izy dia nahita zavatra mikasika azy ireo manokana izy : izy ireo ihany koa dia kanosa toy ireo izay efa lasa talohany. Ny fipetraka ratsy indrindra dia ny eo ambonin’ny fefy hazo. Lafiny aiza no misy anao? Mafana, mangatsiaka sa matimaty ianao? Fanapahan-kevitrao ve io, eny sa tsia, na hoe angamba ? Mino an’Andriamanitra ve ianao, tsy mino Azy ve ianao, na tsotra fotsiny tsy hainao akory?

Tapaho ny hevitra hoe iza ianao. Fantaro hoe aiza no misy anao.

Teo anivon’ireo vondrona telo ireo tao amin’ny tantaran’i GIdeona, ireo 9.700 no tena fadiranovana indrindra. Fisalasalana, fiherikerehana, sy fanoloran-tena amin’ny antsasany no tena antony lehibe indrindra amin’ny fahoriana sy tsy fahombiazan’ny olona maro.
    > retour aux messages 

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!