.

.

Izany dia manome antoka fa ho voavaha ny olanao.


Ireo zava-dehibe mikasika ny fanapahana ny fakan’ny olanao: izany dia manome antoka fa ho voavaha ny olanao. 
Ny hazo iray dia tsy afaka mitohy miaina rehefa avy notapahina ny fakany. Ny olana iray dia ho faty rehefa lasa ilay mpamelona azy.

Raha mitady vahaolana haingana, vahaolana tsy maharitra ianao, dia aza misahirana ny amin’ny fakany
Fa raha te-hiatrika izany indray mandeha tsy miverina ianao, dia any amin’ny fakany no tokony hitadiavanao. 
Mora? Tsia. Haingana? Tsia. Ampahiratan-tsaina kokoa?
Izany indrindra. 
*******************
Voici la grande avantage sur le fait de couper la racine de votre problème: la garantie que votre problème sera résolu. 
Un arbre ne peut plus survivre après que ses racines aient été coupées. Un problème mourra après que ce qui le nourrissait soit éliminé. 
Si vous cherchez une solution rapide, une solution temporaire, ne vous préoccupez pas de la racine. 
Mais si vous voulez y faire face une bonne fois pour toute, c’est à la racine que vous devez aller chercher. 
Facile? Non. Rapide? Non. Plus intelligent? 
Absolument oui. 

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!