.

.

29 Janvier 2012 – Mahajanga



Avant l’imposition des mains, le serviteur de Dieu a expliqué comment les apôtres ont imposé les mains par l’autorité qui leur a été donnée par le Seigneur Jésus.

Après l’imposition des mains, beaucoup de personnes ont été guéries. Mais ce qui a, le plus étonné les gens, c’est de voir un jeune homme qui ne pouvait pas marcher. Après avoir reçu l’imposition des mains, il a commencé à marcher correctement.
Il y avait également une dame qui était sourde; après l’imposition des mains, elle entendait très bien.
Le Pasteur a profité de cette opportunité pour dire au peuple que le plus important dans tout cela c’est le salut de l’âme, et il les a invités le dimanche prochain, le dimanche de la Transfiguration.





Faha 29 Janoary 2012 – Mahajanga

Talohan’ny fametrahan-tanana dia nazavain’ny mpanompon’Andriamanitra ny nametrahan’ ny apostoly tanana tamin’ny marary tamin’ny alalan’ny fahefana nomen’i Jesosy Tompo azy ireo. Avy eo izy dia nilaza hoe ny finoany miaraka amin’ny finoan’ilay olona marary no hahatonga ny fahagagana amin’ny alalan’ny fametrahan-tanana.
Taorian’ny fametrahan-tanana dia maro ireo sitrana. Fa ny tena nahagaga ny olona dia ny nahita ilay tovolahy izay tsy afaka nandeha. Fa rehefa avy nandray fametrahan-tanana izy dia nanomboka nandeha ara-dalana.
Nisy koa vehivavy iray narenina; Taorian’ny fametrahan-tanana dia nahare tsara izy.
Nanararaotra io fotoana io ny mpanompon’Andriamanitra hilazana amin’ny vahoaka fa ny tena zava-dehibe dia ny famonjenana ny fanahy. Ary dia nasainy izy ireo ho tonga amin’ny Alahady heriny, Alahadin’ny Fiovana-tarehy.


Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!