.

.

FIFADIAN-KANIN'I DANIELA - Andro fahaefatra


Ny rano avy amin’ny seza fiandrianana!
Ny rano
Ny rano be dia be
Izany dia manambara ny eritreritr’Andriamanitra.
Izany no miteraka fiainana
Ary fiainana be dia be

Ny nofinofin’Andriamanitra dia ny ahatonga ny zanaka tsirairay avy ho loharanon’ aina.
Loharano izay ipoiran’ny fiainana.
Izay ilay fiainana be dia be.
Ireo izay misotro ny Fanahin’Andriamanitra dia mivadika ho loharano…
Satria ny Fanahy no Loharano miteraka ny Fiainana.
Izy dia mikoriana avy amin’ny seza fiandrianan’ny Avo Indrindra sy ny Zanany Jesosy Kristy.
(Apokalipsy 22:1)
*******************
L’eau venant du trône!
L’eau
L’eau en abondance
Cela signifie les pensées de Dieu.
Cela produit la vie…
Et vie en abondance.
Le rêve de l’Eternel est de faire de chaque enfant une source de vie.
Une source d’où jaillit la vie.
C’est la vie en abondance.
Ceux qui boivent de l’Esprit de Dieu deviennent des sources…
Parce que l’Esprit est la Source qui engendre la Vie.
Il coule du Trône du Très-Haut et de Son Fils Jésus-Christ.
(Apocalypse 22:1)

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!