.

.

FIFADIAN-KANIN'I DANIELA - Andro fahadimy


Iriako ilay izy! Ary ianao?
Faniriana sy fahafahana. 
Ireo izay tsy maniry zavatra iray ihany no tsy afaka manao azy.
Ny faniriana dia ao anatin’ny tsirairay avy amintsika.
Fa ny tsirairay amintsika no tokony hanana izany faniriana izany.
Andriamanitra dia maniry izany.


Nefa irery, dia tsy afaka manao an’ ilay nofinofy ny hitoetra ao anatiko ho tanteraka Izy. 
Mila ny fanekeko, ny fanasako, ny faniriako Izy… 
Raha tafaraka ny faniriako ny Fanirianao dia mitranga ny tsy hay atao. 
“Fa Andriamanitra no miasa ao anatinareo na ny fikasana na ny fanaovana hahatanteraka ny sitrapony” (Filpiana 2:13)
Ny Fanahy Masina dia ho an’ny rehetra… afa-tsy ho an’ireo izay tsy liana amin’izany.

********************
Je le veux! Et vous?
Vouloir et pouvoir.
Seuls ceux qui ne veulent pas une chose ne peuvent le faire.
La volonté est en chacun de nous.
Mais chacun de nous doit avoir la volonté.
Dieu le veut.
Mais tout seul, Il ne peut pas faire du rêve de demeurer en moi être une réalité.
Il a besoin de mon autorisation, mon invitation, mon vouloir…
Quand Votre volonté est jointe ensemble à ma volonté, l’impossible se produit. 
car c'est Dieu qui produit en vous le vouloir et le faire, selon son bon plaisir. (Philippiens 2:13) 
Le Saint-Esprit est pour tout le monde… sauf ceux qui ne sont pas intéressés.

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!