.

.

FIFADIAN-KANIN'I DANIELA - Andro fahatelo

Ny fahefanireo zanaka

Jesosy Tompo ilay teny izay «Tonga tany amin'ny Azy (Israely) Izy, fa ny Azy (ny Zanak’Israely) tsy nandray Azy. Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany, dia ireo izay tsy nateraky ny ra, na ny sitrapon'ny nofo, na ny sitrapon'ny olona, fa naterak' Andriamanitra. » (Jaona 1:11-13)

Izay nateraky ny Fanahin’ Andriamanitra dia manana hery. Manana fahefan’ Andriamanitra
Ray ihany koa izy ireo mba hamelana heloka (Jaona 20.23), vao maika aza moa hanana fahefana izy handresy ny afobe eto amin’izao tontolo izao! (1Jean 5:4)
Nefa…
Nahoana ireo izay nandray an’i Jesosy no tsy manana ny fahefan’ny zanak’ Andriamanitra?
Satria nateraky ny rà izy (iraisan’ny rehetra), na satria nateraky ny sitrapon’ny nofo (vokatry ny tsy fahamendrehana amin’ny maha-olombelona) na satria nateraky ny sitrapon’ olombelona (ny nofinofin’ ny ray aman-dreny)
Izany dia midika fa tsy misy amin’ireo zanaka ireo no nateraky ny sitrapon’ Andriamanitra.
Noho izany dia tsy manana ny fahefan’ny zanak’Andriamanitra izy ireny.
Ireo izay nateraky ny Fanahin’Andriamanitra ihany no zanak’Andriamanitra marina.

********************
L’autorité des enfants

Le Seigneur Jésus est le Verbe (Parole) qui «est venue chez lui (Israël), et les siens  (les enfants d’Israël) ne l’ont point reçue. Mais à tous ceux qui l’ont reçue, à ceux qui croient en son nom, elle a donné le pouvoir de devenir enfants de Dieu, lesquels sont nés non du sang, ni de la volonté de la chair, ni de la volonté de l’homme, mais de Dieu. » (Jean 1:11-13)

Ceux qui sont né de l’Esprit de Dieu ont du pouvoir. Ils ont également l’autorité de Dieu le Père pour pardonner les péchés (Jean 20.23), combien plus en auront-ils pour vaincre l’enfer de ce monde! (1Jean 5.4)
Mais…
Pourquoi ceux qui ont reçu Jésus n’ont pas eu le pouvoir des enfants de Dieu?
Parce qu’ils sont nés du sang (commun à tout le monde), ou parce qu’ils sont nés de la volonté de la chair (fruit de l’immoralité humaine) ou parce qu’ils sont nés de la volonté de l’homme (le rêve des parents)
Cela veut dire qu’aucun de ces enfants n’est né de la volonté de Dieu. A cause de cela, ils n’ont pas le pouvoir des enfants de Dieu. 
Seuls ceux qui sont nés de l’Esprit de Dieu sont considérés fils légitimes de Dieu.


Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!