.

.

FIFADIAN-KANIN'I DANIELA - Andro faharoa

«Ary ilay anjely namaly ka nanao taminy hoe: Ny Fanahy Masina ho tonga ao aminao, ary hisy herin'ny Avo indrindra hanaloka anao; koa ny Masina Izay hateraka dia hatao hoe Zanak'Andriamanitra.» (Lioka 1:35) 

Ny nahaterahan’i Jesosy Tompo dia ohatra fahaterahana ho an’ireo zanak’ Andriamanitra hafa.
Toy ny nidinan’ny Fanahy Masina tamin’i Maria ka nandrakofany azy tamin’ny Alokany, ka nanamboarany ny Zanak’Andriamanitra tao anatiny, dia tokony ho toy izay ihany koa no mitranga amin’ny olona sasany.
Manomboka amin’ny fotoana hidinan’ny Fanahy Masina ao anatin’ny olona iray, dia misy zava-boary vaovao vao niforona tao anatin’io vatana io. Izany dia midika fa misy zanak’Andriamanitra vao teraka indray. 


********************

L’ange lui répondit: «L’Esprit Saint viendra sur toi, et la puissance du Très-Haut te prendre sous son ombre; c’est pourquoi l’être saint qui naître sera appelé Fils de Dieu.» (Luc 1 :35) 

La naissance de Jésus est le modèle de naissance pour tous les autres enfants de Dieu.
De la même manière que le Saint-Esprit est descendu sur Marie et l’a enveloppé de Son ombre, enfantant en elle le Fils de Dieu, de même doit se passer avec les autres personnes. A partir de l’instant où le Saint-Esprit descend sur quelqu’un, une nouvelle créature est conçue dans ce même corps. Cela veut dire qu’un nouveau fils de Dieu est né. 


Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!