.

.

FIFADIAN-KANIN'I DANIELA - Andro Fahafito

Nirahin'Andriamanitra
Maro ireo pasitera antsoina, ny sasany mieritreritra fa nantsoina izy, ny hafa kosa dia nirahina…
Fa iza marina moa no nirahin'Andriamanitra? 
«Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay?» Isaia 6:8

Ahoana moa no ahafahantsika mahafantatra hoe iza marina no nirahin’ Andriamanitra? Tamin’ny alalan’ny Mpaminany Jeremia no Hamaliany izany: «Dia homeko mpitondra araka ny sitrapoko hianareo, Izay hitondra anareo amin'ny fahalalahana sy ny fahendrena.» Jeremia 3 :15

Envoyé par Dieu 
De nombreux pasteurs sont appelés, d'autres pensent qu'ils ont été appelés, et d'autres sont envoyés…
Mais qui est réellement envoyé par Dieu? 
«J'entendis la voix du Seigneur, disant: Qui enverrai-je, et qui marchera pour nous?» Esaïe 6:8
Comment pouvons-nous identifier ceux qui sont vraiment envoyés par Dieu? A travers le Prophète Jérémie, Il répond par Lui-même: «Je vous donnerai des bergers selon mon cœur, et ils vous paîtront avec intelligence et avec sagesse.» Jérémie 3 :15


Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!