.

.

FIFADIAN-KANIN'I DANIELA - Andro Fahavalo

Sofona. Iza moa no manana izany?
Mazava ho azy, ny olona rehetra dia samy manana sofona – sofona hihaino ny olona akaiky anao, ny dokotera, ny sakaiza, ny namana, ny mpiara-miasa, ny mpifanolo-bodirindrina, ny vaovao amin’ny ankapobeny, sns., sns., sns. 

Fa iza no manana izany mba hihainoana ny feon’ny Fanahin’Andriamanitra?
Tsy tsara fanahy, malefaka na tsotra foana izany.
Matetika aza, mafy, manapaka sy henjana izy.

Tsy miresaka amin’ny fo Izy satria tsy ampy herim-po entina mankatoa izy.
Ary misalasala mafy aho raha tsy mahavaha na olana inona na olana inona izy.

Miaraka amina toro-hevitra maro, iza no hisafidy hihaino ny an’Andriamanitra? 
Ho an’izay voakasika amin’izany dia milaza Izy: 
«Enga anie ka hihaino Ahy ny oloko, dia handeha amin'ny lalako ny Isiraely; Vetivety dia hampietry ny fahavalony Aho, ka hamerina ny tanako hamely ny rafiny; Izay mankahala an'i Jehovah dia hikoy aminy, ka dia haharitra mandrakizay ny andron'ny oloko; Ary hampihinana azy vary tsara indrindra Izy; eny, tantely avy amin'ny vato- lampy no hamokisako anao.» 
Salamo 81:13-16


********************
Des oreilles. Qui en a?
Bien sûr que tout le monde a des oreilles - des oreilles pour écouter les proches, les médecins, les petits amis, les amis, les collègues, les voisins, et les nouvelles en générale, etc., etc., etc.

Mais qui a des oreilles pour écouter la voix de l’Esprit de Dieu?
Elle n’est pas toujours gentille, tendre et douce.
Souvent, elle est forte, incisive et dure.

Il ne parle pas au cœur, vu que celui-ci manque de courage pour obéir.
Mais je doute qu’Il ne solutionne n’importe quel problème.

Avec une multitude de conseils, qui choisira d’écouter celui-là de Dieu?
Aux intéressés, Il dit: 
«Oh! Si mon peuple m'écoutait, si Israël marchait dans mes voies! En un instant je confondrais leurs ennemis, Je tournerais ma main contre leurs adversaires; Ceux qui haïssent l'Éternel le flatteraient, et le bonheur d'Israël durerait toujours; Je le nourrirais du meilleur froment, et je le rassasierais du miel du rocher.» 
Psaumes 81:13-16

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!