.

.

FIFADIAN-KANIN'I DANIELA - Andro fahaenina


Ny Ranon’ny Fiainana
Onin'ny ranon'aina, manganohano mivoaka avy eo amin'ny seza fiandrianan'ny Avo Indrindra sy ny Zanany. Apokalypsy 22.1

Izay dia Fanahin’Andriamanitra,
Fanahin’i Jesosy Kristy,
Ny eritreritr’Andriamanitra.

Manala hetaheta ireo mangetaheta Izy;
Manome aina ny tany maina;
Mitondra fiovana;
Mampahiratra ny jamba;
Manafaka ny babo amin’ny tsy fahalalana ara-panahy;

Farany, manova ny lohasahan’ ny taolana maina ho tafika lehiben’ny mahery fon’Andriamanitra Velona.

Ny Ranon’Aina no Fanahy Masina.
Rehefa handray Azy ianao, ny Eritreriny dia mikoriana avy amin’ny molotra ary mampita fiainana.

« Endrey, zava-tsoa amiko indrindra ny hevitrao, Andriamanitra ô! » Salamo 139.17

********************
 L’Eau de la Vie
Un fleuve d'Eau de la Vie jaillit du Trône du
Très Haut et de Son Fils. Apocalypse 22.1

C'est l'Esprit de Dieu, l'Esprit du
Seigneur Jésus-Christ,
Les Pensées de Dieu.

Il vient rassasier les assoiffés;
Donner la vie à la terre asséchée;
Apporter le renouveau;
Donner vue aux aveugles ;
Délivrer des captifs de l'ignorance spirituelle;

Enfin, transformer la vallée des ossements desséchés en une grande armée de vaillants du Dieu Vivant.

L’Eau Vive est le Saint-Esprit.
Quand vous Le recevez, Ses pensées jaillissent des lèvres et transmettent vie.

« Que Tes pensées, ô Dieu, me semblent impénétrables!»
Psaumes 139.17

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!