.

.

FIFADIAN-KANIN’I DANIELA – Andro faha enina ambin’ny folo


Ireo boky
"…novelarina ny boky; ary nisy boky iray koa novelarina, dia ny bokin'ny fiainana izany." (Apokalipsy 20:12) 
Nahoana moa i Jaona no miresaka Bokin’ ny fiainana IRAY, ary BOKY MARO mikasika ny Fahafatesana Faharoa?

Tsy dia ilaina loatra ny BOKY MARO raha toa ka mitovy ny isan’ireo anaran’ny very sy ny isan’ny anaran’ireo voavonjy. Nefa moa ny anaran’ny very dia tena betsaka tokoa ka nilàna boky maro izany. Mifanaraka amin’izany, dia boky maro no nosokafana. Izany fanambarana lehibe izany dia hamela ny vahoaka hametraka ny famonjen’ny fanahiny ho lohalaharana mihoatra noho ny zavatra hafa erak’izao tontolo izao. Izany dia misy ifandraisany amin’ny fiainana mandrakizay ho an’ny fanahy fa tsy fiainana tsotra mandritran’ny zato taona! "ary ny maty dia notsaraina araka izay zavatra voasoratra teo anatin'ny boky araka ny asany." (Apokalipsy 20:12) 
Ireo olona izay nanana anarana voasoratra tao anatin’ireny BOKY ireny dia ho tsaraina, ho helohina, ary halefa eo no eo ao amin’ny Farihy mirehitra Afo sy Solfara.
Tsy misy intsony mpisolovava mpiaro na mpanameloka, satria ny BOKY dia efa nandray an-tsoratra ny asan’ny tsirairay. Tsy misy ihany koa fampihakarana ny raharaha eny amin’ny fitsarana avo satria ilay Mpitsara dia i Jehovah Tompo, Fahefana Fara-tampon’ny Lanitra, ny Tany sy Izao Tontolo rehetra izao. 
"Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy." (Apokalipsy 20:15)

******************** 
Des livres 
"…Des livres furent ouverts. Et un autre livre fut ouvert, celui qui est le livre de vie..."
 (Apocalypse 20:12) 
Pourquoi Jean a-t-il vu un Livre de Vie et d'autres livres se référant à la Seconde Mort?
Il n'y aurait pas eu besoin de plus de livres si le nombre des perdus était égal à celui des sauvés.
Le nombre des perdus est si immense qu’il exige plus de livres. C’est exactement pour cela que des livres furent ouverts.
Cette magnifique révélation suggère que les gens doivent plus prioriser le salut de leurs âmes que toute autre chose dans ce monde.
Il est ici question de la vie éternelle de l'âme. Non d’une longue vie de cent ans!
"…Et les morts furent jugés selon leurs œuvres, d'après ce qui était écrit dans ces livres."
 (Apocalypse 20:12)
Les personnes dont le nom est écrit dans ces autres livres seront jugées, condamnées et tout de suite lancées dans l’étang de feu et de soufre.
Il n'y aura pas d’avocat de la défense, ni de l’accusation, parce que dans les livres sont déjà registrées les œuvres de chacun.
Il n'y aura pas d'appel devant une juridiction supérieure, car le Juge est l'Eternel Seigneur, l'Autorité Suprême dans le Ciel, sur la Terre et dans tout l'Univers.
"Quiconque ne fut pas trouvé écrit dans le livre de vie fut jeté dans l'étang de feu." 
(Apocalypse 20:15) 


Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!