.

.

FIFADIAN-KANIN’I DANIELA – Andro faha dimy ambin’ny folo

Ny Bokin’ny Fiainana
Ny zaza rehetra dia mandray anarana izay manamarina ny fisiany rehefa teraka izy. Ilay zaza noho izany dia lasa olom-pirenena arovan’ny Làlana.
Mandritran’ny havelomany, ny anarany dia voasoratra ao amin’ny bokin’ny fiainana. Ao aorian’ny fahafatesana, ny anarany dia afindra ao amin’ny boky iray izay ho an’ireo efa maty ka ny taranany ihany no afaka mampiasa azy ara-panjakana.

 
Fa na dia ao anatin’ny bokin’ny efa maty aza ny anarana, eo anatrehan’ Andriamanitra, ny fanahy mbola mitohy miaina ary ny anarana dia voasoratra ao anatin’ny iray amin’ny boky anankiroa: ny an’ny Fiainana, ary ny an’ny Fahafatesana Faharoa. 
Tsy nifidy ny ho tonga eto amin’ity tany ity isika, nefa manan-jo ny hifidy hoe aiza no hiaina mandrakizay. 
Raha nandritran’ny fiainany ny olona iray, nanao zavatra izay nametraka ny anarany ao anatin’ny Bokin’ny Fiainana, dia tsy handray vatana tsy mety maty fotsiny izy (1Korintiana 15.54) fa anarana vaovao ihany koa. Amin’izay fotoana izay, ilay maha-izy azy dia ho foana ka tsy hiverina intsony. Miaraka amin’ny vatan’ny anjely, izydia tsy hahatadidy mihitsy ny fiainany teto an-tany. Raha toa ka hita ao anatin’ny Bokin’ny Fiainana ny anaran’ireo olo-malalany, dia hanana zo mitovy amin’izay izy. Saingy, tsy hifampitadidy izy ireo, ary tsy ho tadidiny ihany koa fa indray andro, efa niaina teto an-tany izy ireo. 
«Ary hoy Ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana: Indro, havaoziko ny zavatra rehetra.» (Apokalipsy 21.5) 

********************
Le Livre de la vie 
Tous les enfants reçoivent un nom à leur naissance qui établit leur identité. L’enfant devient alors un citoyen protégé par la Loi. Aussi longtemps qu’il vit, son nom est inscrit dans le dossier de la vie. Après la mort, son nom est placé dans un dossier mort, qui aura uniquement un usage légal pour ses descendants. 
Mais même si le nom est dans le dossier mort, devant Dieu, l’âme continue à vivre et le nom est écrit dans un des deux livres : celui de la Vie, et celui de la Seconde Mort.
Nous n’avons pas choisi de venir dans ce monde, mais nous avons le droit de choisir où nous vivrons pour l’éternité.
Si dans la vie la personne a fait des choses qui ont fait que son nom soit placé dans le Livre de la Vie, elle recevra, non seulement un corps incorruptible (1Corinthiens 15.54) mais également un nouveau nom. 
Et à ce moment là, son ancienne identité disparaîtra une fois pour toute. 
Avec un corps angélique, elle n’aura aucune mémoire de sa vie sur terre. Si les noms de leurs êtres chers sont trouvés dans le Livre de la Vie, ils auront le même privilège. Mais elle ne se souviendra ni de l’un ni de l’autre, ni du fait qu’un jour, elle a vécu sur la terre. 
«Et celui qui était assis sur le trône dit : Voici, je fais toutes choses nouvelles.» (Apocalypse 21.5)


Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!