.

.

FIFADIAN-KANIN'I DANIELA - Andro fahafolo

Aiza ny fon'i Jesosy?
  
«Ary ny fanahin'i Jehovah hitoetra ao aminy, dia ny Fanahin'ny fahendrena sy ny fahazavan-tsaina; Ny Fanahin'ny fanoloran-tsaina sy ny faherezana; Ny Fanahin'ny fahalalana sy ny fahatahorana an'i Jehovah» Isaia 11:2



Aiza moa ny fihetseham-po ao amin’ny firotsahan’ny Fanahy Masina tamin’i Jesosy ?
Ny fanahin’i Jehovah – ny Fanahin’ny fahendrena – ny Fanahin’ny fahazavan-tsaina – ny Fanahin’ny fanoloran-tsaina – ny Fanahin’ny faherezana – ny Fanahin’ny fahalalana – ny Fanahin’ny fahatahorana an’i Jehovah.

Iza amin’ireo toetra 7-ny Fanahy ireo no misy fihetseham-po, fo na aina?
Ireo rehetra ireo dia misy ifandraisany amin’ny saina avokoa, amin’ny eritreritra sy fahatongavan tsaina.
Izay no fahasamihafana eo amin’ny aina sy ny fanahy.
Adama voalohan-dahy natao manan-aina; Adama farany natao fanahy mahavelona. 1Korintianina 15:45.

Inona no safidinao: mitohy ho olona natao manan’aina sa ho lasa fanahy mahavelona? Raha te ho fanahy ianao, mitovy amin’ny ohatr’i Jesosy, dia tokony ampiharinao amin’ny Tenin’Andriamanitra ny fahiratan-tsainao fa tsy amin’ny fihetseham-po.

********************

Où est le cœur de Jésus?

«L'Esprit de l'Éternel reposera sur lui : Esprit de sagesse et d'intelligence, Esprit de conseil et de force, Esprit de connaissance et de crainte de l'Éternel.» Esaïe 11:2

Où sont les sentiments dans le déversement du Saint-Esprit sur Jésus ?
L’Esprit de l’Eternel – l’Esprit de sagesse – l’Esprit d’intelligence – l’Esprit de conseil – l’Esprit de force – l’Esprit de la connaissance – l’Esprit de la crainte de l’Eternel.

Lequel de ces 7 attributs de l’Esprit inclus l’émotion, le cœur ou l’âme ?
Tous ont à faire avec l’intellect, la raison et la conscience.
Voilà la différence entre l’âme et l’esprit.

Le premier Adam, devint une âme. Le dernier Adam (Jésus) est esprit. 
1Corinthiens 15:45.

Que choisissez-vous : continuer à être une âme ou être transformé en un esprit? Si vous voulez être esprit, à l’exemple de Jésus, vous devez alors exercer votre intellect à la Parole de Dieu et non à vos sentiments.


Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!