.

.

FIFADIAN-KANIN'I DANIELA - Andro fahasivy

Dingana fito mba tsy andraisana ny Fanahy Masina:
1. Mieritreritra Azy amin'ny fotoana fitadiavana ihany (any am-piangonana)
2. Mifantoka amin'ny faniriana "ahatsapa zavatra". 
3. Misahirana amin'ny fitenenana amin'ny fiteny tsy fantatra.
4. Matahotra ny handray ny Fanahy Masina na zavatra hafa. 
5. Mitanila eo anelanelan'ny faniriana handray ny Fanahy Masina na zavatra hafa.
6. Mamela ny lolom-po hitoetra ao am-po.
7. Manao izany ho an'ny tombontsoany manokana.
"Eny an-danitra Jehovah miondrika mijery ny zanak'olombelona, mba hizaha na misy hendry mitady an'Andriamanitra." Salamo 14.2


********************

Sept pas pour ne pas recevoir le Saint Esprit:
1. Penser à Lui seulement au moment de la recherche (à l'église)
2. Se concentrer sur le vouloir "sentir quelque chose".
3. S'inquiéter par rapport au fait de parler en langues.
4. Avoir peur de recevoir un autre esprit.
5. Etre divisé entre recevoir le Saint-Esprit et autre chose.
6. Laisser de la rancune dans le cœur.
7. Le chercher à des fins personnelles
"L'Éternel, du haut des cieux, regarde les fils de l'homme, pour voir s'il y a quelqu' un qui soit intelligent, qui cherche Dieu." Psaumes 14.2


Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!