Ny fifadian-kanin’i Daniela—Andro faha iraika amby roapolo
Nahoana moa aho no mbola tsy nandray ny Fanahy Masina? Satria mbola tsy nandà ny tenako 100%.
Sa mieritreritra ianao fa Ilay Mpitsara Mahatoky dia tsy ahatoky anao? Nampanantena Izy:
« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina… »
Jaona 14.16-17
Efa nivavaka ho anao Izy ary nanome antoka fa hanome Azy ny Ray. Koa inona no tsy ampy mba ahafahan’ity Teny Fampanantenana ity ho tanteraka eo amin’ny fiainanao?
Ny fanambadianao amin’izao tontolo izao ve? Fa efa nisaraka tamin’izao tontolo izao ianao ka nanambady an’i Jesosy ianao. Sa tsy marina izany?
Apetraho ao anatin’ny fitadiavana ny herinao rehetra amin’ny alahady ary hazony ny zonao amin’ny alalan’ny teny fampanantenan’ny Tompontsika.
Moa va Andriamanitra Ray handà zavatra angatahin’ Andriamanitra Zanaka Aminy ? Misalasala mafy aho.
Amin’izao alahady izao, tongava vonona handray ny Tombon-kasen’ Andriamanitra, na dia farak’izay tsy mendrika aza ianao! Aoka ianao ho vonona ho an’ny fandavan-tena feno tsy misy fepetran’ny vatana, ny aina sy ny fanahy.
********************
Pourquoi n'ai-je toujours pas reçu le Saint Esprit?
Parce que vous ne vous êtes TOUJOURS PAS livré(e) à Lui à 100%. Ou pensez-vous que le Juste Juge est injuste envers vous?Il a promis:
“Et moi, je prierai le Père, et il vous donnera un autre consolateur, afin qu'il demeure éternellement avec vous, l'Esprit de vérité, que le monde ne peut recevoir, parce qu'il ne le voit point et ne le connaît point; mais vous, vous le connaissez, car il demeure avec vous, et il sera en vous.” (Jean 14:16-17)
Il a déjà prié pour vous et a garanti que le Père vous LE donnera. Mais qu’est-ce qui manque pour que cette promesse s’accomplisse dans votre vie? Est-ce votre mariage avec le monde?
Mais vous avez déjà divorcé du monde et épousé Jésus. N'est-ce pas?
Vous avez ainsi acquis des droits par la foi dans le Seigneur.
Alors, appliquez toutes vos forces dans la recherche du Saint-Esprit et prenez possession de vos droits dans les promesses de votre Seigneur.
Dieu le Père pourrait-Il refuser une demande de Dieu le Fils? J'en doute.
Ce dimanche, préparez-vous à recevoir le Sceau de Dieu, même sans Le mériter!
Soyez prêt à vous livrer, inconditionnellement, corps, âme et esprit.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire