.

.

FIFADIAN-KANIN'I DANIELA - Andro faha roapolo


Ny Tsiambaratelon’ny famonjena ahy. 

Natahotra sy nangovitra foana aho mikasika ny famonjena ahy. Satria nandresy lahatra ahy ny amin’izao manaraka izao ny Fanahy Masina: “Inona moa ny soa azonao raha mahazo an’izao tontolo izao, kanefa very ny fanahinao?” 
Izany teny izany dia niteraka tahotra  tsy nisy nialoha azy tato anatiko. Tam-pamenoana azy tamin’ny faminanian’i Ezekiela, ny Fanahy Masina dia nampitandrina ahy mihoatra mikasika ny fananako lehibe indrindra:


«Ary hianao, ry zanak'olona lazao amin'ny zanaky ny firenenao hoe: Ny fahamarinan'ny marina tsy hahavonjy azy, raha mby amin'ny andro ahadisoany; ary ny faharatsian'ny ratsy fanahy tsy hahavoa azy, raha mby amin'ny andro ialany amin'ny faharatsiany; ary ny marina tsy ho velona noho ny fahamarinany, raha mby amin'ny andro anotany. Raha lazaiko amin'ny marina hoe: Ho velona tokoa hianao, nefa izy mitoky amin'ny fahamarinany ka manao meloka, dia tsy hotsarovana ny fahamarinana rehetra izay nataony, fa ny heloka nataony no hahafaty azy. Ary koa, raha hoy Izaho kosa amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa hianao, nefa miala amin'ny fahotany izy sady manao izay marina sy mahitsy ka mamerina ny natao tsatòka sady mampody izay nangalariny ary mandeha araka ny didy mahavelona ka tsy manao meloka, dia ho velona tokoa izy, fa tsy ho faty. Ny fahotana rehetra izay nataony dia tsy hotsarovana aminy intsony; manao izay marina sy mahitsy izy, ka dia ho velona tokoa.» (Ezekiela 33:12-16). 
RAHA MIERITRERITRA IANAO FA EFA AZO ANTOKA NY FAMONJENA ANAO, ITY ADIANTSORATRA ARA-BAIBOLY  ITY  DIA MANAPOROFO MAZAVA NY MIFA- NOHITRA AMIN’IZANY!
*******************

Le Secret de mon salut 
J’ai toujours craint et tremblé pour mon salut. Car le Saint-Esprit m'a convaincu du suivant:  
« Et que te sert-il de gagner tout le monde, si tu pers ton âme? » 

Cette parole a fait naître en moi une crainte sans précédent. En la complétant avec la prophétie d'Ezéchiel, le Saint-Esprit m'a d’autant plus alerté au sujet de mon plus grand bien: 
«Et toi, fils de l'homme, dis aux enfants de ton peuple: La justice du juste ne le sauvera pas au jour de sa transgression; et le méchant ne tombera pas par sa méchanceté le jour où il s'en détournera, de même que le juste ne pourra pas vivre par sa justice au jour de sa transgression. Lorsque je dis au juste qu'il vivra, s'il se confie dans sa justice et commet l'iniquité, toute sa justice sera oubliée, et il mourra à cause de l'iniquité qu'il a commise. Lorsque je dis au méchant: Tu mourras! S'il revient de son péché et pratique la droiture et la justice, s'il rend le gage, s'il restitue ce qu'il a ravi, s'il suit les préceptes qui donnent la vie, sans commettre l'iniquité, il vivra, il ne mourra pas. Tous les péchés qu'il a commis seront oubliés; il pratique la droiture et la justice, il vivra.» (Ezéchiel 33:12-16)
SI VOUS PENSEZ QUE VOTRE SALUT EST GARANTI, CE TEXTE BIBLIQUE MONTRE CLAIREMENT LE CONTRAIRE !

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!