.

.

Comment recevoir le Saint-Esprit


Premier pas: Conscience 
Être conscient que personne n’est baptisé du Saint-Esprit parce qu’il le mérite. Si on pense qu’on le mérite, on ne le recevra jamais. Ce baptême doit être cherché avec toutes ses forces et de tout son cœur, à travers la foi dans le Seigneur Jésus.

Deuxième pas: Vouloir 
Ce vouloir n’est pas une simple volonté ou une bonne idée, ni parce que les autres L’ont. Mais pour être aussi nécessaire que le Salut. C’est un vouloir semblable au pardon des péchés. C’est un vouloir ardent, au-dessus de n’importe quel autre rêve ou désir du cœur. Plus que vivre, se marier, conquérir monts et merveilles, enfin, plus que tout ce que les personnes ou ce monde peuvent offrir. Pour cela, le Seigneur impose la condition de soif. Il faut avoir soif. Très soif. Désespérément soif. Si quelqu’un a soif… (Jean 7 :37). S’il n’y a pas de d’insistance dans le vouloir, c’est difficile.
Troisième pas: Pensée
Le vouloir doit être suivi par la pensée occupée dans la Personne du Saint-Esprit. La pensée continue en Lui doit être tant à la maison, dans le travail, dans la rue, à l’église ou à n’importe quel endroit. Tant que vous pouvez. C’est comme les fiançailles. Lorsque l’on se fréquente, la personne à un certain moment finit toujours par penser à la personne aimée, n’est-ce pas ? La même chose doit se produire avec le candidat au Sceau Divin. L’important est de maintenir la pensée focalisée en Lui. Ce n’est pas la peine de dire que, dans cette phase, le candidat doit chercher au maximum à s’isoler de tout ce qui est nocif à la bonne conscience. Éviter les mauvaises compagnies ou les personnes contraires à la foi, les distractions vulgaires et tout le reste qui interrompt la relation avec l’Esprit. C’est difficile, mais ce n’est pas impossible. La foi exige des sacrifices. Si dans la conquête des biens matériels on ne mesure pas les sacrifices, que dira t-on dans la conquête spirituelle. Imaginez la plénitude du Saint-Esprit.
Pour cela, il doit y avoir un effort surnaturel. 

   Conclusion  
Lorsque ces conditions sont remplies, le candidat n’a besoin de rien faire d’autre, et encore moins se préoccuper. Il suffit d’attendre. À n’importe quel moment et à n’importe quel endroit il peut être baptisé. À la maison, au travail, dans la rue, à l’église, enfin, il n’y a plus d’empêchement pour que le Seigneur Jésus vienne le baptiser avec Son Esprit. 

   Observation 
Durant le temps ‘’d’occupation de la pensée’’ avec la Personne du Saint-Esprit, il est probable que le diable souffle des pensées sales. Dans le cas où cela se produise, sachez que cela est un excellent signal qui montre que vous êtes sur la bonne voie. Ne vous découragez pas. Ne vous préoccupez pas. Et ne pensez pas que vous êtes en train de pécher contre Lui. Tentation ne veut pas dire pécher. Pécher c’est tomber en tentation. Le péché impardonnable est celui d’offenser ou de proférer des paroles contre le Saint-Esprit.

Lorsque viendront les pensées sales, n’ayez pas peur et ne craignez pas. Profitez du moment et résistez au diable en louant le Seigneur Jésus. Que ce soit par des cantiques ou des paroles d’adoration (à voix haute ou basse, cela dépend du lieu). L’important est de ne pas craindre et de ne pas être intimidé par les mauvaises pensées. Il faut réagir! Et réagir avec des louanges à Dieu.

********************

Ahoana no fomba andraisana ny Fanahy Masina


Dingana voalohany: Fahatongavan-tsaina

Mila tonga saina hoe tsy misy vita batisa ny Fanahy Masina satria mendrika. Raha mieritreritra fa mendrika isika, dia tsy handray mihitsy isika. Izany batisa izany dia tokony tadiavina amin’ny hery iray manontolo sy ny fo manontolo, amin’ny alalan’finoan an’i Jesosy Tompo.



Dingana faharoa: Filana

Izany filana izany dia tsy hoe faniriana fotsiny na hoe hevitra tsara, na satria ny hafa no manana Azy. Fa mba ho ilaina mihoatra noho ny Famonjena. Faniriana toy ny famelana ny heloka. Faniriana mamaivay, ambonin’ny nofinofy rehetra na fanirian’ny fo. Mihoatra noho ny miaina, manambady, mandrombaka izao rehetra izao, izany hoe mihoatra noho ny afaka omen’na olona na izao tontolo izao. Noho izany, ny Tompo dia mametraka ilay fepetra hoe mangetaheta. Mila mangetaheta. Tena mangetaheta. Mangetaheta lalina. Raha misy olona mangetaheta(Jaona 7:37). Raha tsy misy fikirizana amin’ilay filana, dia sarotra izany.



Dingana fahatelo: Fisainana

Ny filana dia tokony rahina amin’ny fitoeran’ny Fanahy Masina an’eritreritra. Tokony misaina Azy hatrany na any an-trano, na ao amin’ny asa, na eny an-dàlana, any am-piangonana na aiza na aiza toerana. Araka izay fahafahanao. Ohatran’ny fiarahan’ny mpifankatia. Rehefa miaraka matetika, dia lasa mieritreritra ilay olon-tiany foana, sa tsy izay ? Ny zavatra mitovy amin’izany dia tokony hitranga amin’ireo mpirotsaka ho an’ny Tombon-kase avy amin’Andriamanitra. Ny tena manan-danja dia ny mihazona ny fisainana mankany Aminy. Tsy ilaina ny miteny hoe, ao anatin’izay fehezanteny izay, ilay mpirotsaka dia tokony mitady ny hisitaka farak’izay vitany amin’ny zavatra rehetra ratsy ho an’na eritreritra tsara. Miala amin’ireo naman-dratsy na ireo olona manana toetra mifanohitra amin’ny finoana, ny fialam-boly ratsy sy ny rehetra izay manapaka ny fifandraisana amin’ny Fanahy. Sarotra, fa tsy hoe tsy hay atao. Ny finoana dia mitaky sorona. Raha ao anatin’ny fandrombahana ny ara-materialy no tsy manisa ny sorona isika, ahoana izany mikasika ny fandrombahana ara-panahy. Eritrereto ny fahafenoin’ny Fanahy Masina.
Noho izany, dia misy ezaka mihoatra noho ny voajanahary tokony atao.


  Famaranana 
Rehefa feno ireo fepetra ireo, ny mpirotsaka dia tsy mila manao zavatra hafa, indrindra moa ny misahiran-tsina. Mila miandry fotsiny izy. Na amin’ny fotoana inona, na amin’ny toerana inona, dia afaka vita batisa izy. Any an-trano, any am-piasana, any an-dalana, anya m-piangonana, izany hoe, tsy misy sakana intsony ahafahan’i Jesosy Tompo manao batisa azy amin’ny Fanahiny.


  Fanamarihana
Mandritran’ny fotoana “fitoerana an’ eritreritra” miaraka amin’ny Fanahy Masina, dia mety hibitsibitsika eritreritra ratsy ny devoly. Rehefa mitranga izany, dia fantaro fa famantarana tsara izany fa eo amin’ny làlana tsara ianao. Aza kivy. Aza misahiran-tsaina. Ary aza mieritreritra hoe eo am-panotana manohitra Azy ianao. Ny fakam-panahy dia tsy midika hoe fahotana. Ny manota dia ny mianjera ao anatin’ny fakam-panahy. Ny fahotana tsy hay avela dia ny fanaovana  tsinontsinona na koa fitenenana ratsy ny Fanahy Masina; 
Rehefa ho avy ireo eritreritra ratsy ireo dia aza matahotra ary aza manahy. Araraoty ny fotoana ary tohero ny devoly amin’ny fiderana an’i Jesosy Tompo. Na amin’ny tonon-kira na amin’ny teny fiderana (na miteny mafy na tsia, arakaraky ny toer ana). Ny zava-dehibe dia ny tsy manahy ary tsy menamenatra noho ny eritreritra ratsy. Mila mihetsika! Ary mihetsika miaraka amin’ny fiderana an’Andriamanitra.

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!