.

.

29 Janvier 2012 - Ivato



Le peuple est venu nombreux au Cénacle d’Ivato ce dimanche 29 Janvier 2012. La salle était remplie et la plupart des nouvelles personnes qui sont venues recevoir l’imposition des mains étaient malades depuis des années. 

Après l’imposition des mains, plusieurs malades ont été guéris: il y avait une femme qui avait des kystes et un homme qui avait une hernie. Les deux ont reçu immédiatement leur guérison. D’autres qui avaient des maux de tête chroniques étaient guéris. Les sourds ont commencé à entendre, et les problèmes d’yeux ont disparu. Une dame qui voyait seulement d’un œil a commencé à voir avec ses deux yeux.

Le Pasteur a terminé la réunion en invitant le peuple dimanche prochain, le dimanche de la Transfiguration. 




Faha 29 Janoary 2012 - Ivato

Tonga maro ny vahoaka tao amin’ny Senaklan’Ivato tamin’ity alahady faha-29 Janoary 2012 ity. Feno tokoa ny fiangonana ary ny ankamaroan’ireo olona vaovao tonga handray fametrahan-tanana dia narary efa an-taonany maro.
Taorian’ny fametrahan-tanana dia maro tamin’ireo narary no sitrana: nisy vehivavy iray nisy fivontosana ary lehilahy iray nanana hernie. Sitrana avy hatrany izy ireo. Ny sasany izay narary an-doha lava dia sitrana ihany koa. Nanomboka nandre ny marenina ary ny olana tamin’ny maso dia nanjavona. Nisy vehivavy iray izay tsy nahita ny masony ilany, nanomboka nahita tamin’ny masony roa izy taorian’ny fametrahan-tanana.

Raha namarana ny fotoam-bavaka ny Pasitera dia nanasa ny olona ho avy, ny Alahady ho avy izao, Alahadin’ny Fiovan-tarehy.


Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!