Je m’appelle Léonce, je suis institutrice. Ces derniers temps j’ai vécu des moments terribles dans ma vie.
Premièrement mon travail a mis ma vie sous pression alors que le salaire ne me convenait pas du tout. Deuxièmement, j’ai été perturbée par un problème au tribunal à cause d’une violence commise contre moi.
Premièrement mon travail a mis ma vie sous pression alors que le salaire ne me convenait pas du tout. Deuxièmement, j’ai été perturbée par un problème au tribunal à cause d’une violence commise contre moi.
Le problème c’est qu’il y avait des blocages et des magouilles partout et la justice s’est retournée contre moi. J’étais vraiment désespérée, et c’est là que la révolte a pris place dans mon cœur. A l’opportunité dans cette Campagne de Gédéon, j’ai sacrifié avec cette révolte en donnant à Dieu tout ce qui était entre mes mains et j’ai lutté encore pour trouver ce que je n’avais pas et j’ai sacrifié tout cela sur l’Autel. Dans cette foi, Dieu m’a répondu, le jour du verdict, je suis sortie vainqueur au tribunal, la Justice de Dieu a été faite dans ma vie, aussi j’ai eu un bon emploi avec le salaire que j’ai déterminé. Gloire à Dieu qui a agit dans ma révolte.
******************
Léonce no anarako, mpampianatra aho. Fotoana vitsivitsy izay no nandalovako toe-javatra mahatsiravina teo amin’ny fiainako. Voalohany indrindra ny asako dia nanempotra ahy mihitsy kanefa tsy nifanaraka tamiko ny karama. Faharoa, izaho dia nokorontanin’na olana teo amin’ny fitsarana nohony herisetra nihatra tamiko. Ny olana dia maro ireo sakantsakana sy ireo risoriso ka lasa nifototra tamiko indray ny fitsarana. Tena very hevitra tanteraka aho ary teo no nahazo toerana tao am-poko ny fikomiana. Nararaotiko tao anatin’ilay Ezak’i Gideona teo ary, ny fisoronana izay nataoko tam-pikomiana tokoa, nomeko an’Andriamanitra avokoa izay rehetra teo am-pela-tanako ary mbola nitolona koa aza aho mba hahitako an’izay tsy nananako, izany rehetra izany dia nataoko sorona teo amin’ny Alitara. Tao anatin’izay finoana izay no namalian’Andriamanitra ahy, ny andron’ny didim-pitsarana dia nivoaka mpandresy aho, tanteraka teo amin’ny fiainako ny Fahamarinan’Andriamanitra, ary izaho ihany koa dia nahazo asa tsara arakin’ny karama izay nofaritiko. Voninahitra hoan’Andriamanitra izay niasa tao antin’ny fikomiako.
> retour aux messages
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire