.

.

Ato anatiko misy alika anankiroa...



Nisy fotoana iray, nisy antitra endry iray namaritra ny ady anaty toy izao: 
-  Ato anatiko misy alika anankiroa: ny iray ratsy fanahy sy masiaka, ny iray kosa tena tsara sady mora manaiky. 
Izy roa ireo miady FOANA… 
Rehefa nanontaniana azy ary hoe, iza amin’ireo alika ireo no andresy amin’ny ady, ilay antitra endry dia nijanona kely, nieritreritra ka namaly hoe : 
-  Izay omeko sakafo mihoatra…


******************** 
Une certaine fois, un vieux sage décrit ses conflits internes: 
- En moi, existent deux chiens: l'un est cruel et méchant, l'autre est très bon et docile. 
Les deux se battent TOUJOURS... 
Lorsqu’on lui demanda, alors, lequel de ces chiens remporterait le combat, le vieux sage s’arrêta un peu, réfléchit et répondit: 
- Celui que je nourrirai le plus...




Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!