.

.

Ataovy resy ny atidohanao

Ny fo dia tena maizina sy mpamitaka, mpamaky loha ary tsy misy olona afaka mahatakatra azy. Izaho Andriamanitra, dia mamantatra ny fo sy mandinika ny fisainana. Miditra ao anatin’ny fon’ny olombelona Aho. Mankao amin’ny fakan-javatra Aho. Mihevitra araka ny maha-izy azy, fa tsy araka izay tiany hisehoana. Jeremia 17: 9-10.

Misy ady tsy an-kijanona eo amin’ny fonao sy ny lohanao; ny fihetseham-ponao sy ny sainao; ny fientanam-ponao sy ny fahiratan-tsainao.

Na dia toa mampihomehy aza ilay sary etsy ambony, dia mety hamitaka anao, satria toa milaza hoe mahery noho ny loha ny fo. Marina izany rehefa avelanao hitranga. Raha ny tena marina, ny lohanao dia mahery be miohatra amin’ny fonao.

Iza ary no handresy?

Izay ho ampiasainao matetika. Tahaka ny hozatra rehetra, manjary matanjaka kokoa izy rehefa ampiasaina. Ampiasao ny fonao, ny fihetseham-ponao, matetika kokoa, dia hahery izy ireo. Ampiasao ny lohanao, ny sainao, ny fahiratan-tsainao, matetika kokoa, dia handresy izy ireo.

Eveka Renato Cardoso

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!