.

.

Andro voalohany amin'ny fifadian-kanin'i Daniela


Finoana sy Fitiavana: fanambadiana tonga lafatra

Naharay ity sary mahafinaritra ity aho!
Mahafinaritra noho ny fanehoany finoana sy fitiavana.

Rehefa miorina ao amin’ny finoana sy ny fitiavana ny fanambadiana, tsy misy ny fisa- raham-panambadiana.
Ao amin’ny finoana no misy ny fahatahorana ho an’Andriamanitra. Ao amin’ny fitiavana no misy ny fifanajan’ny olon-droa. Tsy afaka miditra ny manirery rehefa manao sorona ho an’ny iray sy ny andilany ny tsirairay avy sady manao sorona ho an’ilay namany.
Ilay endrika tanora sy tsara tarehy dia miha-antitra, ilay fikojakojana endrika dia manjavona rehefa lalovan’ny rano, ilay hoditra malefaka dia mikentrona.
Ilay volo tsara dia mihafotsy, raha tsy izany dia mihintsana, ilay vatana tsara bika sy tsara jerena dia miharatsy…
Fa ny fahatsaran’ny fitondran-tena dia mitoetra sy manorim-paka.

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!