.

.

FIFADIAN-KANIN’I DANIELA - Andro faha valo ambin’ny folo

Ny marik’i Kaina
Maro ireo olona izay manao an-kihafina amin’Andriamanitra. Manao an’ Andriamanitra toy ny lehilahy efa antitra sy reraka izay manenjika ankizy kely izy ireoNanao izany Israely tamin’ny lasa. Tsy dia noeritreretiny loatra ny Feon’ Andriamanitra.

 
Fa manamafy ny tantara fa tsy mbola solafaka mihitsy ny Feony. Ny fiodin’ny vahoaka no nahatonga azy ireo lasa andevo tany amin’ny tany hafa ka nahetry sy napetraka tao anatin’ny henatra izy ireo.Izany ihany koa no mitranga amin’ireo mpikambana, pasitera, assistants na vadin’na pasitera taloha. Manana ny marik’i Kaina izy ireo eo amin’ny tarehiny ary tsy manan-kery hiverenana intsony satria efa nandao ny Loharanon’ny rano velona. Ary indray mandeha indray, ny teny faminaniana dia milaza. 
Ry Jehovah, Fanantenan'ny Isiraely ô! Ho menatra izay rehetra mahafoy Anao, Ary hosoratana amin'ny vovoka izay miala aminao. Satria izy efa nahafoy an'i Jehovah, loharano velona. (Jeremia 17.13)
Tanteraka izany...
******************** 
La marque de Caïn...
Nombreux sont ceux qui jouent à cache-cache avec Dieu. Ils traitent Dieu comme un vieux monsieur fatigué de courir après les petits enfants.
Israël a fait cela dans le passé. Ils n’ont pas trop pensé à Sa voix. Mais l’histoire confirme que Sa voix n’a jamais failli. La rébellion de ce peuple a fait qu’ils sont devenus esclaves dans d’autres pays où ils étaient humiliés et mis dans la honte.
La même chose arrive aux ex-membres, ex-pasteurs, ex-assistants, ex-épouses de pasteurs etc., etc., etc... Ils portent la marque de Caïn sur leur visage et ils n’ont pas la force de retourner à la foi parce qu’ils ont abandonné la Source d’Eau Vive.
Et une fois de plus, la prophétie: 
Toi qui es l'espérance d'Israël, ô Éternel ! Tous ceux qui t'abandonnent seront confondus. Ceux qui se détournent de moi seront inscrits sur la terre, car ils abandonnent la source d'eau vive, l'Éternel. (Jérémie 17.13) 
s'accomplie...

> retour aux messages

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!