.

.

Nahoana moa no hoe tezitra?


Diniho tsara : "Andriamanitra dia mpitsara marina, Andriamanitra izay mety tezitra isan’andro." (Salamo 7:11)
Nahoana moa no hoe tezitra? Satria marina Izy, izany hoe, fantany izay mety ary halany izay tsy mety.
Inona moa no hoe hatezerana, tsy fahafa- liana? Fihetseham-po izay ampia-saina toy ny fambara fa misy zavatra tsy mety. Toy izany, ny hatezerana dia fihetse- ham-po avy amin’Andriamanitra ary teraka ao anatin’ny fon’ireo izay tsy manaiky ny hanjakan’ny tsy fahamarinana na koa ny ratsy na izay tsy mety. Ny hatezerana dia manana ny fiaviany ao amin’Andriamanitra manokana, ao anatin’ny fahatsapany ny fahamarinana. Ny olombelona, amin’ny maha-fito-hizan’ Andriamanitra azy, dia manana izany fihetseham-po izany ihany koa, ao anatin’ny maha-olona azy.
Inona no mifanohitra amin’ny fahatezerana? Ny fahatoniana, ny fanekena ny olana; mahita fanamarinana hoan’izany. "Izay ny fiainana." "Tsy izaho irery ihany, maro ny olona no mandalo amin’izany." "Ny fisarahana ara-panambadiana dia ara-dalàna amin’izao fotoan’androntsika izao." "Izay ilay fihemorana."
Rehefa mifanaraka amin’ny fieritreretana sy ireo foto-kevitr’Andriamanitra ny olona iray, dia afaka tezitra isan’andro, satria ao anatiny ao dia misy ny eritreritr’Andriamanitra.
Ny fanontaniana dia ny hoe inona no atao amin’izany fahatezerana na tsy fahafaliana izany. Maro amin’ireo izay tsy mahalala no manaiky ilay toe-javatra na koa manao hadalana, amin’ny fanehoana izany hatezerana amin’ny hafa amin’ny fomba tsy mety.
Fa ireo izay mifandray amin’ny fieritreretan’Andriamanitra, dia mandray avy Aminy ny toro-làlana tokony ho izy mikasika izay tokony atao amin’izany hatezerana izany. Eo indrindra, rehefa ampiharina izany toro-làlana izany no miseho ny fiovana ary manjaka ny fahamarinana. 
=================================

Considérez le verset: "Dieu est un juste juge, un Dieu qui peut s’irriter chaque jour." (Psaume 7:11)
Pourquoi l'irritation de Dieu? Parce qu'Il est juste, en d'autres termes, Il sait ce qui est correcte et II déteste ce qui est incorrecte.     
Qu’est que la rage, l'indignation? C'est le sentiment qui sert comme un signe que quelque chose ne va pas. Comme tel, la rage est un sentiment qui vient de Dieu qui naît dans le cœur de ceux qui n'acceptent pas l'injustice ni que le mal ou ce qui est incorrecte prédomine. La rage a l'origine dans le propre Dieu, dans Son sens de justice. L'être humain, comme une extension de Dieu, a aussi ce sentiment, encastré dans sa nature.   
Lequel est le contraire de la rage? C'est la passivité, l'acceptation des problèmes; trouver une justification pour eux. "C'est la vie." "Je ne suis pas le seul, beaucoup de gens passent par cela." "Le divorce dans nos jours c’est normal." "C'est la récession..."   
Quand la personne est alignée avec les pensées et les principes de Dieu, elle peut aussi s’irriter chaque jour, parce que dans son intérieur il y a la pensée de Dieu.   
La question c’est quoi faire avec cette rage ou indignation. Beaucoup qui ne savent pas quoi faire, finissent par accepter la situation ou faire une folie, en explosant cette rage sur les autres d’une mauvaise manière.   
Mais ceux qui sont liés aux pensées de Dieu, reçoivent aussi de Lui la directive correcte sur quoi faire avec cette rage. C'est là, quand ils mettent en pratique cette directive, que le changement se produit et la justice prédomine.
> retour aux messages 

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!