.

.

Ny Senakla vaovaon'ny Fanahy Masina ao Ivato

Senakla vaovaon'ny Fanahy Masina - 29.05.2011
Ny fiangonana F.V.K.F.M dia nanokatra varavaram-baovaon’na Senakla ho- an’ny mponina eny Ivato sy manodidina. Ny Eveka tompon’ andraikitrin’ ny F.V.K.F.M eto Madagasi- kara dia nitarika fotoam-bavaka manokana hoan’ izany fanokana izany. 


Ato amin’ity Senakla vaovao ity dia afaka tonga ianao amin’ny fotoana rehetra mitady ny fanampiana avy amin’Andriamanitra amin’ny firesahana amin’na pasitera na miraseka mivantana amin’Andriamanitra- hoy izy . Ny Tenin’Andriamanitra voasoratra ao amin’ny (Genesisy 17:1-2) no nentin’ny Eveka nanazava tamin’ireo vahoaka aman-jatony nanatrika teo fa ny fifanakena amin’Andriamanitra dia fifanakalozana : Ny anjarantsika atakalo amin’ny anjaran’Andriamanitra ary rehefa ataontsika ny anjarantsika dia ataon’Andriamanitra koa ny Azy. Ary satria moa andron’ny reny tamin’io dia nisy vavaka manokana natao ho fitahiana ireo reny rehetra nanatrika teo, ary nanarak’izany dia nihira, nanao tsianjery ary nanolotra fanomezana ireo ankizy avy ao amin’ny Sekoly Alahady ho fanehoam-pitiavana sy fanajana ny renin’izy ireo tsirairay. Tao anatin’izany fotoam-piafaliana izany moa no nifaranan’ny fotoana, ka ny  vahoaka dia nody feno ny fanatrehan’Andriamanitra sy fitahiana tanteraka.
Ny anarana hoe Ivato (la pierre) dia avy amin’ny mpanjaka Andrianampoinimerina, ilay lehibe indrindra tamin’ny mpanjaka rehetra teto Madagasikara ary fantatra nohon’ny fahendreny, izay nahavita nampanaiky ny fahefany tamin’ny Imerina rehetra. Mba hanehoana ny fiandrianany dia nanorina tsangam-bato mirefy  iray metara izy, ary izany midika fa ilay Mpanjaka dia tsy mitovy amin’ireo izay tokony hankato azy. Taty aoriana dia lasa toeram-pisoronana sy fanatitra izany.
Ankehitriny, misy Vato vaovao izay hanampy ireo olona izay mijaly, any amin’ny faritr’Ivato, hanarina ny fiainan’izy ireo sy handromboka ny famonjeny.

 ******************
L’église F.V.K.F.M a ouvert les portes d’un nouveau Cénacle du Saint-Esprit pour le peuple habitant à Ivato et aux alentours. L’Evêque responsable de l’F.V.K.F.M à Madagascar a administré une réunion spéciale pour cette inauguration. - Dans ce nouveau  Cénacle, à tout moment, vous pouvez venir chercher l’aide venant de Dieu en parlant avec un pasteur, ou en parlant directement avec Dieu  - il a dit. C’est à travers la Parole de Dieu, écrite dans le livre de la Genèse 17:1-2, que l’Evêque a expliqué aux centaines de personnes présentes qu’un pacte avec Dieu est un échange: Notre part contre la part de Dieu; notre vie, contre la vie que Dieu a déjà preparé pour nous; et quand nous accomplissons notre part, Dieu accompli aussi la sienne.
Comme ce fut aussi le jour de la fête des mères, une prière spéciale a été faite pour bénir toutes les mères qui y étaient présentes, et à cette occasion les enfants de l’Ecole biblique ont chanté, récité et ont ouvert un cadeau montrant une expression d’amour et de reconnaissance envers leurs mères respectives. C’est dans ce moment de joie que la réunion s’est terminée, avec un peuple qui est rentré à la maison remplie de la Présence de Dieu et de bénédictions. 
 
Le nom Ivato (la pierre) est dû au roi Andrianampoinimerina, le plus grand de tous les rois de Madagascar et connu pour sa sagesse, qui a réussi à soumettre tout l’Imerina sous son autorité. Pour montrer  souveraineté il érigea une pierre levée, d’environ un mètre d’hauteur, et que signifiait que le souverain n’était pas sur le même point d’égalité que ceux qui lui devaient obéissance. 
 Plus tard, cette pierre devint un lieu de sacrifices et d’offrandes. 
Aujourd’hui, une nouvelle Pierre aidera les gens qui souffrent là bas, du coté d’Ivato, à restaurer leurs vies et à conquérir leur salut. 
 

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!