.

.

Fifanekena notanterahina tamin’Andriamanitra


"… Fa Noa kosa nahita fitia teo imason'i Jehovah
Ary izao no tantaran'i Noa: Noa dia lehilahy marina sady tsy nisy tsiny teo amin'ny olona niara-belona taminy" (Genèse 6:8-9)
"Ary Andriamanitra nitso- drano an'i Noa sy ny zanany; Andriamanitra niteny tamin'i Noa sy tamin'ny zanany, izay niaraka taminy, ka nanao hoe: Indro, Izaho efa manorina ny fanekeko aminareo sy amin'ny taranakareo mandimby anareo; Ary hoy Andriamanitra: Izao no famantarana ny fanekena izay ataoko ho amiko sy ho aminareo mbamin'ny zava-manan’aina rehetra eo aminareo hatramin'ny taranaka fara mandimby: Ny avako efa napetrako eo amin'ny rahona ho famantarana ny fanekena ho amiko sy ho amin'ny tany." (Genesisy 9:1; 8-9; 12-13)
Rehefa manao fifanekena tsotra amin’Andriamanitra isika, tsy isika ihany, fa ny fianakaviantsika rehetra dia tafiditra ao anatin’izany fifanekena izany.
Ny finoana sy ny fankatoavan’i Noa no nahafahan’i Noa namonjy ny fianakaviany (Hebreo 11:7)
Andriamanitra dia nametraka fifanekena tamin’i Noa sy ny zananay lahy, fa tamin’ny taranany iray manontolo…
Amin’ny finoana no ahafahantsika ao anatin’izany taranaka izany izay nanao fifanekena tamin’Andriamanitra!
Inona ary no andrasanao mba hanavao izany Fifanekena efa napetraka izany?
Alahady 5 jona 2011
@ 7 ora sasany
 
«…Noé trouva grâce aux yeux de l'Eternel… Noé était un homme juste et intègre dans son temps; Noé marchait avec Dieu » (Genèse 6:8-9)

« Dieu bénit Noé et ses fils… Dieu parla encore à Noé et à ses fils avec lui, en disant: Voici, j'établis mon alliance avec vous et avec votre postérité après vous; et Dieu dit: C'est ici le signe de l'alliance que j'établis entre moi et vous, et tous les êtres vivants qui sont avec vous, pour les générations à toujours: j'ai placé mon arc dans la nue, et il servira de signe d'alliance entre moi et la terre.» (Genèse 9:1; 8-9; 12-13)


Lorsque nous établissons un pacte sincère avec Dieu, non seulement nous, mais toute notre famille est insérée dans cette alliance. La foi et l’obéissance de Noé lui ont permis de sauver sa famille (Hébreux 11:7) Dieu a non seulement établi une alliance avec Noé et ses fils, mais aussi avec toute leur postérité…
Par la foi, nous faisons partie de cette postérité qui est en alliance avec Dieu! 
Qu’attendez-vous pour renouveler ce Pacte déjà établi?


Dimanche le 5 juin 2011, à 07H30


                                                                                        

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!