.

.

Ah! Izany Andro



   

Cela fait longtemps que j’ai cherché le Saint-Esprit au Cénacle du Saint-Esprit, sans jamais vraiment trouver. Mais aujourd’hui, tout a été différent. Aujourd’hui, j’ai pleuré de joie et non plus de tristesse. J’aurai voulu, je le confesse, que la réunion ne se termine jamais, tellement je me sentais bien dans les bras de mon Jésus! C’était merveilleux de recevoir le Saint-Esprit !

Efa ela aho no nitady ny Fanahy Masina tao amin’ny “Cénacle”-ny Fanahy Masina, nefa mbola tsy mety nahita Azy mihitsy. Androany nefa dia andro hafa. Androany aho tsy nitomany tamin’alahelo fa nitomany tamim-pifaliana. Naniry tokoa aho, lazaiko marina aminareo, fa naniry aho mba tsy hifarana mihitsy ny vavaka satria tena nahazo aina tokoa aho teo an-tratran’Andriamanitra. Tena tsara ny nandray ny Fanahy Masina !
 
Mlle ELYSA Rakotoson
                                                            > lire plus

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!