.

.

Ah! Izany Andro








Mon nom est Mialy Justine. Cela fait maintenant plusieurs années que je viens au Cénacle du Saint-Esprit. Je cherche souvent le Saint-Esprit, mais aujourd’hui, j’ai senti une grande différence par rapport aux autres jours. Je n’ai jamais senti une telle joie, une telle force! J’ai l’assurance que Dieu est en moi. Je sui complètement renouvelée.

Mialy Justine no anarako. Efa taona maro ihany izay aho no tonga nivavaka eto amin’ny Cénacle-ny Fanahy Masina. Mitady matetika ny Fanahy Masina aho fa androany tena hafa mihitsy no tsapako mihaotra noho ny andro hafa. Tsy mbola nahatsapa fifaliana toy izany aho, hery lehibe tokoa! Manana fahatokiana aho fa ato anatiko Andriamanitra. Mahatsiaro ho navaozina tanteraka aho.
Mlle Mialy Justine



Je me nomme Sanda. Avant ce jour j’étais une personne craintive, peu sûre de moi. En fait, je ressentais toujours de la peur. Mais aujourd’hui, c’était merveilleux. Je me sens rassurée. Je n’ai plus peur. J’ai une assurance inébranlable que Dieu est en moi. Je suis remplie de joie et de bonheur !

Sanda no anarako. Talohan’ny andro androany dia olona mora matahotra aho, tsy nanana fahatokiana ny tenako mihitsy aho. Raha ny marina dia feno ahiahy aho. Androany nefa, tena tsara tokoa. Mahatsiaro ho feno toky aho. Manana fahatokiana aho. Tsy misy intsony ny tahotra. Manana fahatokiana tsy hay ahozongozona aho fa ato anatiko Andriamanitra. Feno fifaliana sy fahasambarana aho!
                                                                            Mlle Sanda  Randriarimiarintsoa



Je suis Malala Modestine. J’ai reçu le baptême du Saint-Esprit dans la réunion de ce 17 avril 2011. Chercher la Présence de Dieu dans le Cénacle du Saint-Esprit m’a rempli d’une force inexplicable! Je me sens tout simplement heureuse en moi-même.

Izaho dia Rtoakely Malala Modestine. Noraisiko tao anatin’ny vavaka androany faha-17 aprily ny Fanahy Masina. Ny nitady ny Fanatrehan’Andriamanitra tao amin’ny “Cénacle”-ny Fanahy Masina dia nameno ahy tamin’ny hery tsy hay hazavaina! Mahatsiaro sambatra fotsiny aho ato anatiko ato.
Mlle Malala  Modestine
  



Je m’appelle Evah. J’ai été baptisée aujourd’hui dans le Cénacle du Saint-Esprit. Je le sais parce que j’y crois. J’ai cette assurance, cette force et personne ne peut me les enlever. Je ne ressens que de la joie, du bonheur et une grande paix. Je suis heureuse! Merci mon bon Jésus!

Evah no anarako. Vita batisan’ny Fanahy Masina aho androany tao amin’ny “Cénacle”-ny Fanahy Masina. Fantatro izany satria mino fotsiny aho, manana an’izay fahatokiana sy hery izay aho, ary tsy misy olona afaka manaisotra izany amiko. Hafaliana, fahasambarana sy fiadanana lehibe fotsiny no tsapako. Sambatra aho ! Misaotra Anao Jesosy Tsara ô !
   Mlle Evah Ratovoarison




Mon nom est Farridah. J’étais une personne très colérique. Je me fâchais pour peu de choses. Mais aujourd’hui, je me sens légère, avec la joie dans mon cœur : J’ai reçu le Saint-Esprit! Quelle autre plus grande bénédiction pouvais-je recevoir ?
Farridah no anarako. Olona tena mora tezitra aho. Mora tezitra na amin’ny zavatra tsy misy dikany aza. Fa androany, mahatsiaro ho maivana aho, miaraka amin’ny fifaliana ato am-poko: nandray ny Fanahy Masina aho! Inona moa no fitahiana lehibe azoko azo mihaotra noho io?
Mlle Faridah Zoharinony


Je m’appelle Cindy. En entrant ce matin dans le Cénacle du Saint-Esprit, je n’étais pas bien. Mais quand j’ai commencé à chercher Dieu, à Le louer, à chercher Sa Présence, tout a changé. Tout est différent désormais. Je me sens légère, très heureuse, forte et très contente d’avoir reçu le Saint-Esprit!

Cindy no anarako. Rehefa niditra tao amin’ny “Cénacle”-ny Fanahy Masina aho androany dia tsy tena nahazo aina loatra. Fa rehefa nanomboka nitady an’Andriamanitra aho, ka nidera Azy sy nitady ny Fanatrehany, dia niova avokoa ny zavatra rehetra. Hafa avokoa ny zavatra rehetra. Mahatsiaro maivana aho, tena faly, mahery ary tena sambatra satria nandray ny Fanahy Masina!
Mme Cindy Rasoarilalao


Je suis Mme Razafindrahanta. Aujourd’hui au Cénacle du Saint-Esprit j’ai reçu une très grande bénédiction, plus grande que tout ce que je n’ai jamais imaginé! Je suis remplie de joie, je me sens forte. Une très grande lumière éclaire maintenant tout mon intérieur: le Saint-Esprit est descendu sur moi!

Izaho dia Mme Razafindrahanta. Androany tao amin’ny “Cénacle”-ny Fanahy Masina dia naharay fitahiana lehibe aho, fitahiana lehibe mihaotra noho izay noeritreretiko ! Feno fifaliana aho ary mahatsiaro mahery. Hazavana Lehibe no manazava ny ao anatiko ankehitriny: nidina tamiko ny Fanahy Masina!

                                                                                     Mme Razafindrahanta 


Je me nomme Tefy. Aujourd’hui a été l’occasion de confirmer mon salut. Je n’ai jamais eu une si grande bénédiction : c’est la chose la plus importante de ma vie. Merci Jésus, Tu m’as sauvé aujourd’hui.
Tefy no anarako. Androany no andro nahafahako nanamafy ny famonjena ahy. Tsy mbola nahazo fitahiana lehibe toy izany aho : izay no zavatra manan-danja indrindra teo amin’ny fiainako. mIsaotra Jesosy ô, namonjy ahy Ianao androany.
Mr Tefinanahary


Le monde m’a donné de la joie, mais une joie comme celle que j’ai reçue aujourd’hui, dans le Cénacle de la foi, je ne l’ai jamais ressentie. La joie du monde passe, mais celle-ci va rester. C’est différent. Aujourd’hui, je n’ai pas seulement ressentie une très grande joie, j’ai reçue une force. C’était merveilleux. J’espère et je crois que toute ma vie, il en sera ainsi et bien au-delà. Merci Jésus car Tu m’as accepté !
Efa nanome ahy hafaliana izao tontolo izao fa ny hafaliana toy ny zavatra noraisiko androany, tao amin’ny « Cénacle de la foi », mbola tsy tsapako mihitsy hatrizay. Mandalo ny hafaliana izao tontolo izao, fa ity farany dia hijanona. Hafa tokoa. Androaony, tsy hafaliana ihany no tsapako fa nahazo hery aho. Tena nahafinaritra ilay izy. Manantena aho ary mino fa ho toy izay foana ny fiainako, ary mbola mihaotra Azy. Misaotra Jesosy ô fa nanaiky ahy ihany I Jesosy.
Mme Landy Randriatsimialy


Je suis Hafany Odile et je suis heureuse aujourd’hui, tellement  heureuse que je ne peux même pas vous l’expliquer. C’est une nouvelle sensation, une grande force en moi, un tel amour que j’ai envie de pleurer et au-delà de tout cela, j’ai la paix. Je suis sauvée !

Hafany Odile no anarako ary tena faly aho androany, tena sambatra tokoa ka tsy afaka manazava anao izany aho. Fahatsapana vaovao, hery lehibe ato anatiko, fitiavana lehibe ka te-hitomany aho ary mihaotra noho izany, manana fiadanana aho. Voavonjy aho !
Mme  Hafany Odile
 

Je me nomme Minah. Pendant  les 21 jours du jeûne de Daniel, je me suis sanctifiée : je me suis éloignée du monde, des mauvaises choses… Je voulais ardemment recevoir le Saint-Esprit aujourd’hui. Et aujourd’hui restera à jamais un Grand Jour pour moi: je L’ai finalement reçu en moi. Je me sens heureuse, très contente et plus forte que jamais !
Minah no anarako. Nandritra’ny 21 andro fifadian-kanin’i Daniela dia nanamasi-tena aho : niala tamin’izao tontolo izao sy ny ratsy aho… Tena naniry handray ny Fanahy Masina aho androany. Ary androany dia andro izay hitoetra ho Andro Lehibe tokoa ho ahy: noraisiko tato anatiko Izy. Mahatsiaro faly aho, sambatra ary tena mahery tokoa! 

  Mlle  Ranjamina Espérant  

Mon nom est Mampionona. J’étais tellement craintive avant! Je ne ressentais ni joie, ni paix !  Mais l’Esprit de Dieu que j’ai reçu aujourd’hui a retiré tout cela et a mis à la place de l’assurance, un bonheur sans égal à l’intérieur de moi-même et une paix si douce! Je me sens bien, sauvée et sous l’abri du Tout-Puissant !
Mampionona no anarako. Tena saro-tahotra aho taloha! Tsy mba nahatsapa na fifaliana na fiadanana aho tato anatiko! Fa ny Fanahin’Andriamanitra noraisiko androany dia nanala izany ka nanisy fahatokiana, fahasambarana tsy misy toy izany ary fiadanana tena malefaka! Mahatsiaro aina tsara aho, voavonjy ary mialoka ao ambanin’ny helatry ny Tsitoha!
Mlle Rahobelina Solomampionona 





Je me nomme Raharimanga Charlotte. En toute une vie, je peux vous le dire, je n’ai jamais reçu ce que j’ai reçu aujourd’hui. La plus grande bénédiction qui soit : j’ai reçu la vie et non la mort, la joie au lieu de la tristesse, le bonheur au lieu de la malédiction. Le Saint-Esprit est venu sur moi et m’a recouvert  de Sa Présence. Je ne parviens pas à l’expliquer, c’était tout simplement merveilleux !
Raharimanga Charlotte no anarako. Nandritran’ny fiainako iray manontolo, afaka lazaiko aminao tokoa izany, tsy mbola nahazo izay azoko androany aho. Ny fitahiana lehibe indrindra izay misy: ny fiainana toy izay ny fahafatesana, ny fifaliana toy izay ny alahelo, ny fahasambarana toy ny ozona. Nidina tamiko ny Fanahy Masina ary nandrakotra ahy tamin’ny Fanatrehany. Tsy haiko hazavaina izany fa tena tsara tokoa!
Mme Raharimanga Charlotte 
   

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!