.

.

Vinavina ho amin’ny Fifadian-kanin’i Daniela



Ireto ny asa androany. Tiako hotsipihina kely ny momba ny fifandraisana amin’olona.
Ao anatin’io asa io dia hikatsaka ny ho tsara fanahy ianao, hanampy olona iray mila fanampiana, na dia kely fotsiny aza. Voasoratra ao amin’ny Ohabolana 3:27 hoe Aza mamihina ny soa amin’izay tokony homena azy, raha azon’ny tànanao atao ihany.

 
Toro-hevitra, fanokanana fotoana hihainoana olona iray mandalo fotoan-tsarotra, asa fanasoavana, fanampiana olona iray amin’ny asa na raharaha ao an-trano – ohatra vitsivitsy ireo.
Eo amin’ny fiainana ara-bola, tokony hijanona kely ianao dia hieritreritra ny karamanao isam-bolana. Raha tsy afa-po ianao dia farito ny tanjona azonao tratrarina ao anatin’ny 6 na 12 volana ho avy. Soraty io tarehimarika io, ka ataovy ao anaty poketranao ilay taratasy, na ataovy amin’ny toerana mora hita, mba tsy hanadinoanao azy. Manomboka eto dia hanome hevitra anao Andriamanitra amin’ny fomba hahatratraranao an’io tanjona io.
Hita matetika ny fahazaran-dratsy ary mamatotra antsika. Raha mahatsikaritra anankiray ianao dia esory eo amin’ny fiainanao.
Aoka ianao ho voatahy, rahampitso indray.


Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!