.

.

Tsy manana faharetana?

 
Te hiresaka eto aho mikasika ny fiainana ara-pitiavana ho an’ny tovovavy maro izay maimaika ka tsy nanana fitokisana tamin’ Andriamanitra ary latsaka tao anatin’ny fakam-panahy ka dia nanao safidy ratsy.
Nanoro hevitra tovovavy maro izay niresaka tamiko momban’ny fiainan’izy ireo ara-pitiavana aho. 

Fehezanteny iray foana no lazainy: « tsy mahavita maharitra aho, miahiahy be, te hanambady aho; sady efa miha-lehibe, tsy manam-potoana aho! Mivavaka amin’Andriamanitra aho mba hanome ahy faharetana ka hahay hiandry nefa tsy vitako izany; mandeha ny fotoana nefa izaho dia tafajanona aoriana foana!”
Matetika, rehefa tsy maharitra, dia lasa mandray fanapahan-kevitra ratsy izy ireo, na lasa manao hadisoana izay hanenenany any aoriana. Tsy hay atao ny mampitaha: manana ny fahasambarana sy mahita olona hiarahana fotsiny mba hanambadiana. Izany dia fanirinana am-pahajamba ny tenany ihany.
Mampalahelo nefa, ary izay no tranga tena mahazo ny tanora, ao am-piangonana : tsy mahandray, miahiahy, manenjika mariazy, manolo-tena ho an’ny lehilahy voalohany tonga eo, nefa tsy mieritreritra izay mety ho vokany.
Aza mivavaka mba hanananao faharetana! Mivavaha mba hiseho eo amin’ny fiainanao ny sitrapon’Andrianamitra. Tena zava-dehibe ny vavaka. Ary tokony mivavaka isika, mangataka ny fitarihan’ny Fanahy Masina mba ho avy hitarika anao amin’ny fanapahan-kevitra tokony ho raisinao.
Ary ny faharetana? Ny faharetana dia fahazoana antoka eo anatrehan’ny olana. Fahaizana mahatanty nefa tsy mitaraina. Dia toy ny hoe mifandray amin’ny fijaliana ny faharetana, nefa tsia. « …satria fantatrareo fa ny fizahan-toetra ny finoanareo dia mahatonga faharetana. Ary aoka ny faharetana hisy asa tanteraka, mba ho tanteraka sy tonga ohatra hianareo, ka tsy hisy tsy ampy na inona na inona.” Jakoba 1:3-4
Rehefa mamaky mikasika ny vokatry ny Fanahy Masina isika, (Ga 5:22) dia mahita fa tsy misy vokatra mivelatra irery izany, fa samy mifandray izy ireo.
Ny faharetana dia vokatry ny Fanahy Masina ary tsy midika akory izany fa tokony mionona isika na miaina ao anatin’ny fahalemena. Ny faharetana dia midika ho maharitra ao anatin’ny finoana, miaraka amin’ny fahazoana antoka tanteraka. Rehefa mivonona hanao zavatra ianao, ary izany eo amin’ny lafiny rehetra eo amin’ny fiainanao – ara-pitiavana, ara-bola, ara-pianakaviana na arak’asa –  dia tokony ho vonona hanao fanamby ianao; tokony hanao izany miaraka amin’ny fo tony, endrika matotra ary ny masonao mibanjina an’i Jesosy am-pahafantarana fa Izy no mifehy ny zavatra rehetra ary maniry ny hanome ny tsara ho anao hatrany Izy.
Eritrereto tsara ny fomba fihetsikao. Inona no voa hafafinao amin’izao, mba tsy hijinjana vokatra ratsy rehefa avy eo?!
Ary rehefa tsy vitanao ny maharitra ao amin’Andriamanitra, manana an’izany faharetana izany, mahay miandry ny fotoana tsara hanehoan’Andriamanitra aminao ilay olona tsara nosafidiany ho anao, raha tsy izany ianao ihany no hamotika ny fiainanao.
Eritrereto izany ry namako.
Goreti Lobato

3 commentaires:

Anonyme a dit…

Bonjour madame,merci pour les conseil que vous avez donné,oui c'est vrai la patience et la chose le plus important qu'on devrais avoir dans notre vie surtout dans notre vie sentimentale,car si on n'a pas la patience on dirait que nous ne confier pas en Dieu,si nous passant dans des difficultés sentimentale sache que Dieu a permette ça pour voir si nous avons la patiente et nous confions on lui.Parfois aussi on est anxieuse d'avoir un petit ami et de se marié même a cause des problème qui est au tour de nous et nous voulons résoudre cet problème pour soulager notre contient et pour oublier cette problème,je vais vous racontez un peut que j'ai déjà passe dans cet histoire de patience et anxiété.Au par avant je suis une fille qui souffre bcp dans ma vie familial dans mes étude en tout même,on peut dire que j'ai manque d'amour ni au sein de ma mère ni au sein de mon père ni au sein de mes sœur et mes frère.J'ai essayé de chercher cet amour a l’extérieur de ma maison,j'ai commencé a aimé un garçon pour trouver cet amour mais j'ai pas trouvé,même quand j’étais a l’église quand j’entai dans le groupe des jeune j'ai essayé de chercher cet amour mais nom j'ai pas trouvé il a pas mal des garçon qui ma drague et de sortir avec lui il y a même qui son très riche qui a bcp d'argent et qui veut être mon petit ami,je suis sincère de vous dire que j'ai pensé d'accepter ce garçon juste a cause des problème que j'ai passé et pour ressouder mes problème mais j'ai prier a Dieu et j'ai prie comme ça mon Dieu si la vie sentimentale et vient de toi pour quoi je vais vendre mon amour avec de la riche qui peut disparaitre dans des seconde et après je souffre.Âpres quand j'ai dis ça a Dieu j'ai commencé a livrer ma vie et mon cœur a lui j'ai mis tout entre ses mains et j’ai commencé a chercher sa présence et j'ai marie avec lui avant tout après cela Dieu a mis des grande rêves dans mon cœur de faire son œuvre et qu'il peut me donné un homme de Dieu véritable pour moi,j'ai donné mon anxiété et mes impatience a Dieu et maintenant je laisse Dieu agir dans ma vie.Il y a une chanson que j'aime bpc on disant comme ça"le temp de Dieu dans ma vie le temp de Dieu dans mes sentiment le temp de Dieu va s'accomplir" et oui ça c'est vrai s'accomplir dans ma vie et dans la vie de ceux qui attent le temp de Dieu et qui a la confiance 100% en lui.Mes amis Dieu a une grande plant dans notre vie sentimental de chacune de nous si nous mettons notre confiance en lui car il n'est pas bête de nous donné les choses qu'on aime pas.Il est un Bon Père vous le savez ça?Et oui c'est tous que je peut dire et je sais que mon témoignage peut vous aidez.Que Dieu vous bénisse a tous et merci Madame pour l’expérience que vous avez partagé.Mlle Valérie

willy Mitsakis a dit…

je suis d'accord avec vous Mme, si la personne n'a pas la patience le diable arrive à la tromper facilement ,et pour moi le mariage est destin de DIEU,alors
il faut que la personne attend SA volonté pour avoir la personne certaine que DIEU LUI même a préparé ,que DIEU nous bénisse.

Anonyme a dit…

Merci Madame pour votre conseil c'est mon cas.J'étais trompé parce que j'ai pas attendu le TEMPS DE DIEU.je veux bien être cette personne que vous décrivez à la fin de votre message.
De la part de Sanda

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!