.

.

Andron’ny faha-23 Martsa : andron’ny fanomezan-drà tao amin’ny FVKFM



> Lire en français

Ny manome rà dia famonjena aina. Tao anatin’io fanahy io no nirohotra ny fiangonana FVKFM, ka tonga nanome rà, tamin’ny Zoma faha-23 Martsa teo. Ankoatra ny fisahiranany eo amin’ny lafiny ara-panahy, ny fiangonana FVKFM dia sahiran-tsaina ihany koa amin’ny fahasalamana ara-batan’ireo namany. Noho izany indrindra dia naneho ny fitiavany ho an’ireo namany ny mpikambana ao amin’ny fiangonana, amin’ny fandraisana anjara amin’ ity fanomezan-drà ity, izay natao tao amin’ny foiben’ny fiangonana. Tao anatin’ny finoana iray dia, nasaina handray anjara ny mpikambana tao, ny pasitera, ny assistants, ary maro ireo izay namaly ny antso.

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!