.

.

Raha te-ho sambatra ianao, ampiharo ireo



“Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ ny fisainan’ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin’ny làlana falehan’ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin’ny fipetrahan’ny mpani- ratsira; Fa ny lalàn’i Jehovah no sitrany; Eny, ny lalàny no saintsaininy andro aman’alina!” 
(Sal 1:1-2)

Salamo mahafinaritra, fa fantatrao ve ny dikany raha ampiharina ? Andao ary …
Sambatra izay tsy mandeha araka ny fisainan’ireo tsy matahotra an’Andriamanitra.
Sambatra izay tsy mijanona amin’ny làlan’ireo tia miaina ao anaty fahadisoana.
Sambatra izay tsy mifanerasera amin’ireo manohitra ny finoany, ary noho izany, tsy miraharaha azy ireo.
Sambatra izay tia mamaky sy mihaino ny Tenin’Andriamanitra andro aman’alina.
Mbola tokony hampiako ve ny an-tsipirihany?
Raha te-ho sambatra ianao, ampiharo ireo.
                                                                                                  Cristiane Cardoso

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!