.

.

29 Janvier 2012 - Antsirabe



Le peuple du Cénacle d’Antsirabe est venu nombreux pour chercher la guérison par l’imposition des mains. Beaucoup ont vu la manifestation du pouvoir de Dieu en recevant la guérison.

Il y avait un homme, qui est venu pour la première fois, invité par son épouse. Il avait un mal d’estomac, il a été opéré en 2008 à cause de cette maladie. Après l’opération, il continuait de souffrir beaucoup. Fatigué de cette souffrance, il a décidé, en ce grand jour, de venir au Cénacle. Après l’imposition des mains, il était complètement guéri.
Et il y a eu beaucoup d’autres miracles que Dieu a opérés
Le peuple était invité à venir le dimanche prochain, le dimanche de la Transfi- guration.


 

Faha 29 Janoary 2012 - Antsirabe

Tonga maro ny vahoakan’ny Senakla Antsirabe hitady fanasitranana amin’ny alalan’ny fametrahan-tanana. Betsaka ny nahita ny herin’Andriamanitra teo am-pandraisana fanasitranana.
Nisy lehilahy iray vao sambany no tonga tao, izay nasain’ny vadiny, izay narary vavony, ka efa nodidiana noho izany tamin’ny taona 2008. Taorian’ny fandidiana dia mbola nitohy ihany ny fanaintainana. Reraka izy noho io fijaliana io, ka nanapa-kevitra, amin’izao andro lehibe izao, ny ho tonga ao amin’ny Senakla. Taorian’ny fametrahan-tanana dia sitrana tanteraka izy.
Ary mbola nisy fahaganana maro hafa koa nataon’Andriamanitra.
Nasaina ny vahoaka ho tonga amin’ny alahady, izay Alahadin’ny Fiovan-tarehy.


Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!