.

.

FIJOROANA VAVOLOMBELONA * Fametrahan-tanana







1 commentaire:

Marius Razanakoto a dit…

Mila isika voalohany indrindra mino fa afaka ny hanatanteraka fahagagana eo amin'ny fiainantsika Jesosy, ary manaraka izany ny fahatokiana ao anaty ka tsy misalasasla fa avy hatrany dia mandray amin'ny finoana. Fanatatrin'ny devoly ny vokatrin'ny finoana arahin'asa ka hataony ny rehetra mba handàvoana ny finoantsika. Noho izany aoka isika hino ka tsy hoananahana. Mba hityrangan'ny fahagagana koa dia mila isika manolotena hoan'Andriamanitra, mivavaka, mibebaka ary manao fanekena aminy mihintsy mba hiam-pita ny fitahiana.
Marius Razanakoto.

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!