.

.

Ny 21 Andron’ny Fanahy Masina

Rondro no anarako. Nisy fotoana nahatsapako fahalemena ara-panahy, ary nahatsapa aho fa lavitra an’ Andriamanitra, maty ilay afon’ny fitiavana an’ Andriamanitra tao anatiko. Noho izany rehefa nisy ny 21 Andron’ ny Fanahy Masina tato amin’ny Senakla dia nandray anjara tamin’ilay fifadiana izay natao aho ary nitady mihoatra ny fanaterahan’ Andriamanitra. Tao anatin’izay no nahatsapako fa nidina nanavao ahy ny Fanahy Masina ka ankehitriny dia tsapako fa niarina ny fiainako ara-panahy ary tsapako fa tafaverina ao anatin’ny fitiavana voalohany aho ankehitriny.                                                                  Rondro

********************

Je m’appelle Rondro. Il y avait un moment où je me sentais faible spirituellement, et je me sentais loin de Dieu, le feu de l’amour de Dieu en moi était éteint. De ce fait; lorsqu’il y eut les 21 jours du Saint-Esprit au Cénacle, j’ai participé du jeûne et j’ai cherché plus la Présence de Dieu. C’est là que j’ai senti que le Saint-Esprit est descendu pour me renouveler et à présent, je sens que ma vie spirituelle s’est rétablie, je sens également que je suis revenue au premier amour.


Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!