Êtes-vous prêt à faire ce qu'il faut pour changer votre vie?
Si cela décrit comment vous vous sentez:
· Ma vie doit absolument changer MAINTENANT
· Je suis prêt à tout ce qu'il faut pour sortir de ma situation
· Injustice dans ma vie me fait bouillir
· Je suis en colère mais je ne sais pas quoi faire
· J'ai blessé les gens [ou moi-même] avec ma colère
· Si Dieu est un juste juge, alors Il doit être en colère contre ma situation aussi
· J'ai besoin de Dieu pour me guider sur ce qu'il faut faire pour changer ma vie, et je n'hésite pas sur ce qu’Il me demande de faire
Cette veillée est pour vous. Si ce qui précède ne décrit pas votre situation actuelle, s'il vous plaît, ne venez pas.
VV - Veillée des Vaillants
L’aube du 24 Juin – à 3 heures du matin
Alim-bavaky ny mahery fo
Vonona ve ianao hanao ny rehetra mba hiovan’ny fiainanao?
Vonona ve ianao hanao ny rehetra mba hiovan’ny fiainanao?
Raha toa ka mamaritra izay tsapanao ireto manaraka ireto :
· Mila miova ny fiainako IZAO.
· Vonona aho hanao ny rehetra mba hivoahana amin’ny toe-javatra iainako.
· Ny tsy rariny ao amain’ny fiainako dia mampaharomotra ahy.
· Tezitra aho nefa tsy hitako izay atao
· Nandratra olona maro aho [ny tenako koa] tamin’ny fahatezerako
· Raha mpitsara marina Andriamanitra dia tokony ho tezitra amin’ny toe-javatra iainako ihany koa Izy.
· Mila an’Andriamanitr aho mba hitarika ahy amin’izay tokony atao mba hanovana ny fiainako, ka tsy misalasala aho amin’izay mety angatahiny amiko.
Ity alim-bavaka ity dia ho anao. Raha toa ka tsy mamaritra ny toe-javatra iainanao amin’izao fotoana izao ireo dia iangaviana ianao mba tsy ho tonga.
Alim-bavaky ny mahery fo
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire