.

.

***


Ny boky dimy voalohany tsirairay avy ao amin’ny Baiboly dia misy tsiambaratelo. Ny tsiambaratelo tsirairay avy dia maneho amintsika hoe ahoana no fomba tsara hanombohana ary ahoana no hialana amin’ny fanombohana ratsy.
Mandritran’ny alahady 5 mandritran’ny volana voalohany ny taona 2011, dia hianatra izany tsiambaratelo izany ianao ka afaka manomboka FANOMBOHANA VAOVAO ho an’ny Taom-baovao.
Raha mila fanazavana fanampiny dia manantona ny FVKFM akaiky anao indrindra


Chacun des cinq premiers livres de la Bible comporte un secret. Chaque secret montre comment bien commencer et comment éviter un mauvais départ.
Au cours de 5 dimanches, durant le premier mois, vous apprendrez ces secrets et vous serez équipés pour vous assurer d’un NOUVEAU DEPART dans votre Nouvelle Année.
Pour plus de détails contactez la FVKFM la plus proche de chez-vous

Aucun commentaire:

Alpha & Omega (VM)

Dieu de Merveilles (VM)

Ah! Quel Jour!